Dans la mme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Gidro eto Madagasikara Ho potika afaka 50 taona ny 90%-n’ny fonenany

27/12/2019

Hanjavona ny 90% mahery amin’ny toeram-ponenan’ireo gidro eto amintsika afaka 50 taona. Io no voalazan’ny voka-panadihadiana navoakan’ny gazety-boky “Nature climate change”,

 

 

 tamin’ny alatsinainy lasa teo. Karazana varika anankiroa no tena voakasik’ity loza mitatao ity, dia ireo antsoina amin’ny voambolana siantifika hoe : varecia variegata sy varecia rubra. Ny fiovaovan’ny toetr’andro no anisan’ny antony mahafoana tsikelikely ny toeram-ponenan’ny gidro, na ny varika, saingy eo dia eo ihany koa ny hetraketraky ny olombelona. Araka ny tombana navoakan’ity fanadihadiana ity dia ny fandripahana ny ala no hahapotika ny 30%-n’ny fonenan’ny varika fa mety hahatratra hatrany amin’ny 75% kosa ny andraikitry ny fiakaran’ny maripana hatramin’ny taona 2070. Tsy ny toeram-ponenan’ireo biby ireo ihany no atahorana ho ripaka fa amin’izao fotoana izao dia efa ahiana ho lany tamingana ny 96% amin’ireo karazana gidro misy eto amintsika. Raha tsiahivina anefa dia eto Madagasikara no ahitana ny 5%-n’ny karazana biby sy zava-maniry maneran-tany. Ny 44%-n’ny ala nandrakotra an’ity nosintsika ity anefa no efa ripaka, nanomboka tamin’ny taona 1950 no mankaty.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana