Dans la męme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Kolikoly avo lenta 80 ny dosie no voarain`ny PAC

27/12/2019

Miisa 80 ny fitambaran`ireo antontan-taratasin`ady voarain`ny fitsarana manokana misahana ny kolikoly (PAC) ka 66 amin`ireo no voatsara tamin`ity taona ity.

Miisa 389 ireo olona voasaringotra tamin`izany ka 174 amin`izy ireo dia nomelohin`ny fitsarana. Ny 215 ambiny kosa dia afaka madiodio. Mizara andiany valo ny raharaham-pitsarana, nanomboka ny volana septambra hatramin`ny volana desambra. Taratasin`ady momba ny kolikoly,  asa fampihorohoroana, fanodinkodinam-bolam-panjakana … no voarain`ity rafi-pitsarana ity. Misy amin`ireo voapanga no migadra ary misy ireo voasazy hiasa an-terivozona.  Mihemotra amin`ny taona ho avy kosa ny fitsarana an`ireo taratasin`ady 14 ambiny izay mahavoarohirohy olona miisa 55 amin`ireo ka anisany i Mbola Rajaonah, mpandraharaha akaiky ny filoham-pirenena teo aloha. Famotsiam-bola no vesatra iampangana azy. Antony, tsy mbola vita ny fanadihadiana sasany. Raha tsiahivina, anisan`ireo notsarain`ny PAC tamin`ity taona ity Razaimamonjy Claudine, mpandraharaha. Asa an-terivozona an-taonany maro miampy onitra mitovy sanda amin`ny vola voahodina no famaizana nomen`ny fitsarana azy ireo. Teo ihany koa ny fitsarana ny loholona Andriamihaingo Berthin izay nahazo fahafahana vonjimaika tamin`ny zoma 20 desambra lasa teo.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana