Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

BEHORIRIKA Mpiasana “cash point” nomena «yaourt» mahafaty

24/12/2019

Nomen’ny namany “yaourt” nolaroina poizina ireo mpiasan’ny cash point teo Behoririka.

 

 

Vetivety teo dia reraka sy nalemy, nisalebolebo ary nihavery saina izy ireo. Niantso ilay mpiambina faingana mba handray ny vola tamin’ny sakaosy ary nampaka fiarakaretsaka hitondra azy ireo hihazo ny toeram-pitsaboana, andro vitsy lasa izay. Avotra soa aman-tsara izy ireo, raha ny loharanom-baovao azo antoka. Raha tara kely dia torana tanteraka ka notavanin’ireo tsy matahotody ny vola ary nahiana hatramin’ny ainy. Olom-pantatra sy mpifanerasera izay mpifaninana ara-barotra eo ihany ireo voarohirohy nifofo ny ainy. Voalaza fa efa nandefa fitarainana sy fitoriana any amin’ny mpitandro filaminana ireo voapoizina. Lasibatry ny olon-dratsy hatrany ireo mpiasan’ny cash point. Tsy vitsy ireo afak’aina notifirina an-kitsirano, ao koa ireo nalaina an-keriny ho takalon’aina tahaka ilay teo Analakely. Miandrandra fandraisana andraikitry ny fanjakana amin’ireo kioska mikirakira vola izay tsy ara-dalàna ny fiarovana ny mpanara-baovao. Ny banky sy ny fiaran’ny banky tsy laitram-bala, tahaka ilay teny Ambohimanambola aza mantsy tafihin’ireo jiolahy.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana