Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tohamboivoy eto Antananarivo Andrasana ny fepetran’ireo manampahefana anio

18/12/2019

Hanao fanambarana miaraka mikasika ny fandaminana ny fifamoivoizana ireo manampahefana manoloana ny tohamboivoy manerana ny renivohitra.

 

 

 Tsy andraikitry ny mpitandro filaminana irery ihany mantsy ny fisahanana ny fandaminana ny fifamoivoizana, indrindra eto an-drenivohitra izay mampiteny ny moana ny fitohanana lavareny.  Hiray feo eo amin’ny toeram-piasan’ny polisim-pirenena avokoa anio ny zandary, ny avy amin’ny minisiteran’ny fitaterana sy ny serasera, ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ny mpandrindra ny caméra de surveillance an’ny OMTE. Efa vita tanteraka ny lalana fa lasa fiantsonan’ny fiara izany.

Efa nampitomboina ny isan’ireo polisy misahana ny fifamoivoizana fa tsy nahomby. Tetikadin’ny mpitandro filaminana herinandro vitsy lasa izay ny hanaovana lalan-droa ireo lalambe mikodana saingy hipoka fiara mitandahatra mijanona raha tsy hilaza afa tsy ny avy eo Anosy hihazo an’Ankadimbahoaka. Marihina moa fa mahazaka lalan-droa mifanena avokoa ny lalana eto Antananarivo Renivohitra, saingy lasa fiantsonan’ny fiaran’ny tranombarotra ireny. Andrandraina noho izany ny lamina vaovao fa nanezaka ihany ny polisy fa tsy afa-nanoatra. Izao koa vao tonga ireo fitaovana fanariana fako. Ity farany izay nisavovona nibahan-dalana nanerana ny renivohitra.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana