Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Lalam-pirenena faha-44 Efa manomboka ny asa, haharitra 18 volana

18/12/2019

Efa manomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’Antananarivo amin’Ambatondrazaka amin’izao fotoana, hoy Ramandehamanana Richard,

 

 

 

 

 

 governoran’ny faritra Alaotra Mangoro. Ao anatiny tanteraka  ilay orinasa sinoa nahazo ny tolo-bidy raha ny fanazavany, asa haharitra 18 volana. Efa miroso tanteraka amin’ny fitandroana  ny fandriampahalemana any amin’iny lalam-pirenena iny ihany koa ankehitriny ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny. Raha nalaza tamin’ny resaka sakan-dalana teo aloha teo ny lalam-pirenena faha-44 dia efa  milamindamina ankehitriny.  Mirotsaka an-tsehatra eny amin’ireo faritra mena mantsy ny mpitandro ny filaminana, hoy hatrany ity governora ity  raha tsy afa-misaraka ihany koa amin’ny alina ireo taksibrosy avy eto an-drenivohitra sy ny miakatra fa tsy maintsy manao andiany, miaraka amin’ny mpitandro ny filaminana. Misy ny fivoriana tanterahina etsy amin’ny Carlton Anosy nanomboka omaly hanatanteraka ilay politikam-panjakana momba ny fitsinjaram-pahefana tena izy mba hipaka eny ifotony. Anisan’ny mandray anjara amin’izany ity governora iray ity.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana