Dans la mme rubrique

Kaominina Antananarivo Vaky tanteraka ny adin’i Naina A sy Clémence R

02/04/2020

Tsy mety ilay mampiasa ity fanomezana ity ho an’ny fomba amam-panao politika tsy madio. Mila manaraka tsara ny fepetra napetraky ny fanjakana,

Kaominina Antananarivo Vaky tanteraka ny adin’i Naina A sy Clémence R

Hamaky ny tohiny...

Fahasahiranana sy asa tsy misy Mandrahona hitokona ny mpitatitra

02/04/2020

Sokajin’olona miisa 14 eo no nambaran’ny fanjakana fa hotolorana tohana ara-tsosialy manokana, ka isan’izany ny mpamily sy resevera ho an’ny taksibe,

Fahasahiranana sy asa tsy misy Mandrahona hitokona ny mpitatitra

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny serasera Haino aman-jery Radio katolika iray norahonana hakatona

02/04/2020

Nahazo fandrahonana avy amin’ny fanjakana tamin’ny alalan’ny Talem-paritry ny serasera sy ny Kolontsaina any Vatovavy Fitovinany ny Radio Katolika Mazava Atsinana na ny Radio Rakama.

Tontolon’ny serasera Haino aman-jery Radio katolika iray norahonana hakatona

Hamaky ny tohiny...

CNARP Tohanana ara-pitaovana mba hamokatra fanafody betsaka kokoa

02/04/2020

Misy ireo fanafody novokarin’ny Cnarp ( Centre National d’Application des Recherches Pharmaceutiques) manasitrana ny sotrir’aretina mifanakaiky

CNARP Tohanana ara-pitaovana mba hamokatra fanafody betsaka kokoa

Hamaky ny tohiny...

Ketrika.com Efa manao « livraison » manakaiky hatrany ny mpanjifa

31/03/2020

www.ketrika. com fantatry ny besinimaro amin’ny anarana hoe « ketrika » dia tsy mena mitaha amin’ny hafa tokoa, raha ny eo amin’ny sehatry ny varotra an tserasera na ny « vente en ligne » no resahana.

Ketrika.com Efa manao « livraison » manakaiky hatrany ny mpanjifa

Hamaky ny tohiny...

Fitokonana sy fitakiana Mafana ny toe-draharaha any amin’ny faritany

31/03/2020

Nilahatra nitety tanàna ary avy eo nitokona nanoloana ny lapan'ny tanànan'i Toamasina avokoa omaly maraina ireo mpitondra tuk tuk any an-toerana.

Fitokonana sy fitakiana Mafana ny toe-draharaha any amin’ny faritany

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jery Manabe fa tsy mampiala voly fotsiny

31/03/2020

Amin` izao fihibohana izao dia ny haino aman-jery, indrindra ny televiziona, no sakaizan` ny isan-tokantrano.

Haino aman-jery Manabe fa tsy mampiala voly fotsiny

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Tsy fantatra ny antony Karohina i Berija Ravelomanantsoa

18/12/2019

Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny fikambanana Tafaray izay tarihiny dia nisy ny fampanantsoana ny filohan’ity fikambanana ity, ny Dr Berija Ravelomanantsoa,

 

 

 ho eny amin’ny borigadin’i Betongolo omaly tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro. Araka ny fanazavan’ny filoha lefitry ny Tafaray Toliara, Sambahita, dia nafampana ny zava-nisy teto amin’ny firenena tato ho ato ary be ny fanehoan-kevitra. Anisan’ny naneho ny heviny ny Dr Berija Ravelomanantsoa amin’ny maha olom-pirenena azy satria firenena mandala ny demokrasia i Madagasikara. Ny alatsinainy 16 desambra tamin’ny 10 ora alina, hoy izy, ny filoha Berija no niantso ny tenako ary nilaza fa nantsoin’ny borigady eny Betongolo saingy rehefa nahafantatra fa laharan’ity borigady ity ilay niantso dia naleon’ny prezida Berija tsy nandray izany. Rehefa nohamarininay ny maraina, hoy kosa ny filoha lefitry ny Tafaray misahana an’i Toliara, dia fantatra tokoa fa nisy ny fampanantsoana ho amin’ity anio ity (TTF: omaly) amin’ny 3 ora tolakandro saingy tsy fantatra mazava ny antony. Manameloka sy malahelo amin’izao fanenjehana izao izahay, hoy ny fikambanana Tafaray. Be ny zavatra tsy mandeha eto amin’ny firenena. ny jiro tsy misy, ny rano tsy mandeha fa ny hala-bato no mandeha. Tsy avy amin’i Berija ny zava-misy kanefa dia izy no hiharan’ny fampihorohoroana. Tsy hotenenina ve izany ny mpitondra fa havela hanao izay danin’ny kibony fotsiny ? Tsy avelanay ho any ny filoha Berija Ravelomanantsoa, raha tsy fantatra mazava ny antony hampanantsoana azy, hoy hatrany ny nambaran’ny filoha lefitra avy any Toliara, Sambahita.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana