Dans la mme rubrique

Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

08/04/2020

Araka ny voalazan’ny Filohan’ny Repoblika, dia hapetraka ny komity « Loharano » eny anivon’ny Fokontany sy ny « secteurs ».

Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

Hamaky ny tohiny...

Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

08/04/2020

Ireny fijoroan’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, ireny no atao hoe fijoroana Raiamandreny, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, raha naneho ny heviny mikasika ny fivahinianan’ity filoham-pirenena teo aloha tamina fahitalavitra tsy miankina iray.

Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

Hamaky ny tohiny...

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rafi-panjakana sy rafi-pitantanana Lasa miteraka fikorontanana indray

16/12/2019

Efa maharesy lahatra ny maro fa tsy nivaona tamin’ny rafi-pitantanana frantsay hatrany amin’ny fotoanan’ny

 

 

fanjanahantany ny rafi-pitantanana ny firenena Malagasy mandrak’ankehitriny. Maro ihany koa ireo hery politika miezaka maneho fa raha tiantsika ny hivoaka ao anatin’izao fahantrana izao dia mila fanavaozana ifotony mihitsy aloha ny rafitra rehetra misy eto. Hita ho tsy mahagaga ihany ny fikorontanan’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto amintsika noho ny fisian’ny rantsana be loatra any anatin’ireny rafi-panjakana mijoro ireny. Ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, ohatra, raha ny fanazavan’ny mpikambana anatina sendika iray eo anivon’izany dia manana sendika  efa ho 20 isa ary ny 5 amin’ireo dia misy Sempama daholo. Ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka koa iny ny faran’ny herinandro teo nanangana ny kaonfederasioniny ireo polisim-pirenena raha toa ka efa manana sendika miisa 4. Ny fitsarana manana ny holafitry ny mpisolovava sy ny SMM sy ny hafa mbola mety tsy voatanisa any ambadika any. Resaka fikambanana anatiny fotsiny izay fa ireo birao isan-karazany marobe angamba ho marain’andro eto raha hotanisaina daholo fa ny azo amehezana azy dia ny hoe hita ho miteraka tsy filaminana marobe amin’ny rafi-panjakana misy sy ny ao anatiny rehetra izay fahamaroana loatra eo amin’ny birao sy fikambanam-panjakana izay.

J. Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana