Dans la mme rubrique

Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

08/04/2020

Araka ny voalazan’ny Filohan’ny Repoblika, dia hapetraka ny komity « Loharano » eny anivon’ny Fokontany sy ny « secteurs ».

Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

Hamaky ny tohiny...

Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

08/04/2020

Ireny fijoroan’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, ireny no atao hoe fijoroana Raiamandreny, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, raha naneho ny heviny mikasika ny fivahinianan’ity filoham-pirenena teo aloha tamina fahitalavitra tsy miankina iray.

Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

Hamaky ny tohiny...

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rivo Rakotovao « Tsy ambonin`ny lalàna ny velirano”

16/12/2019

Misy zavatra maro tsy mazava ao anatin’ny LFI 2020 ka nitondran’ny loholona fanitsiana (amendements).

 

 

 

 Anisan’izany ny vola hatokana ho an`ny fiadidian`ny Repoblika na “Fonds souverains”, izay mitentina 200 miliara ariary. Tsy ampy ny fangaraharana ilay tetibola. Misy 1000 miliara tsy fantatra ny hanaovana azy fa boriboriana amin’ny hoe arakaraka ny tetikasan'ny filoha. Volam-bahoaka io, ka lazao ny ampiasana azy. Aiza ny fepetra araka ny lalàna ?  Tsy fantatra ny fampiasana azy, hoy i Rivo Rakotovao ary tsy voafaritra ny fampiasana volam-bahoaka. Io “fonds souverains” io dia  hamaliana ny hevitry ny filoham-pirenena. “Fa angaha izy ity fanjakana mpanjaka ?”, hoy izy  Ny fikirakirana ny volam-bahoaka toy ny trosa, hetra… dia tsy maintsy misy fampahafantarana. Koa raha, maninona raha nolanilaniana tany ny LFI 2020 ? Mila atao mazava tsara ireo tetikasan`ny filoham-pirenena. Hanao “building” ? Ataovy mangarahara ny tetibola ary ataovy ao anatin`ny ara-dalàna. Ankoatra izay, namaly ireo fanambarana nanaratsy ireo loholona tanaty tambajotran-tserasera ny filohan`ny Antenimierandoholona, ka nilaza fa tsy sakana izy ireo ary tsy mandà ny velirano fa mila atao ao anatin`ny ara-dalàna izany rehetra izany. “Izaho tsy mieritretitra mihitsy fa ny velirano dia ambonin`ny lalàna”, hoy hatrany ny fanehoan-keviny.

 

Toky R sy Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana