Dans la męme rubrique

Fanisana fitaovam-piadiana 100 ny basy voaisa sy voamarina ara-dalàna isan’andro

17/01/2020

Nandray ny solontena avy eo anivon'ny zandarimariam-pirenena eny amin'ny faritra samihafa ny Jeneraly Rasolonirina Roger,

Fanisana fitaovam-piadiana 100 ny basy voaisa sy voamarina ara-dalàna isan’andro

Hamaky ny tohiny...

Mpifankatia teny Ambohipo Efa nanindry mandry ilay tovovavy ny fahafatesany…

17/01/2020

Telo andro taorian’ny filazan’ilay tovovavy mahakasika ny fitehirizany ny sarin’ny olon-tiany aorian’ny fahafatesana no maty ilay tovovavy iray.

Mpifankatia teny Ambohipo Efa nanindry mandry ilay tovovavy ny fahafatesany…

Hamaky ny tohiny...

Betampona Fenoariavo Atsinanana Nampiakatra ny raharaha ny kandida Rakoto Justin

17/01/2020

Nampiakatra ny raharaha any amin’ny filankevi-panjakana ny kandida N°2 Rakoto Justin, izay efa nambaran’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ao Toamasina fa lany ho ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominina Betampona any Fenoarivo Atsinanana.

Betampona Fenoariavo Atsinanana Nampiakatra ny raharaha ny kandida Rakoto Justin

Hamaky ny tohiny...

HALATRA OMBY ANOSIKELY MAEVATANANA Tratran’ny miaramila ny dahalo mpamono olona

17/01/2020

Mihorohoro amin’ny tsy fandriampahalemana indray ny vahoakan’i Maevatanana. Jiolahy raindahiny roa no saron’ny miaramila tamin’ity herinandro ity.

HALATRA OMBY ANOSIKELY MAEVATANANA Tratran’ny miaramila ny dahalo mpamono olona

Hamaky ny tohiny...

LATSAK’ALINA AMBATOFOTSY Mirongatra ny halatra fandripahana legioma

17/01/2020

Nahazo vahana ny hala-botry amin’ny alina amin’iny faritra mihazo an’Ambatofotsy, Atsimondrano iny.

LATSAK’ALINA AMBATOFOTSY Mirongatra ny halatra fandripahana legioma

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Mandialaza Nandoa ra, avy eo tapitra ny ainy

16/01/2020

Nandoa ra be ary minitra vitsy dia tapitra ny ain’ilay tovolahy tetsy Mandialaza Ankadifotsy, hoy ny fanazavana.

Andravoahangy Mandialaza Nandoa ra, avy eo tapitra ny ainy

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Mirongatra ny mpamaky trano sy mpanendaka amin’ny alina

16/01/2020

Mandry tsy lavo loha ireo mponina amin’ny faritra Andravoahangy, raha ny fampitam-baovao voaray.

Andravoahangy Mirongatra ny mpamaky trano sy mpanendaka amin’ny alina

Hamaky ny tohiny...


Tranga

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

04/12/2019

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Andohan'i Mandroseza, omaly 3 desambra, tokony ho tamin'ny 8 ora sy folo minitra.

 

Lehilahy iray 42 taona no voatery teo anelanelan'ny fiara fitateram-bahoaka sy fiara tsotra Daihatsu izay mijanona teo amin'ny sisin-dalana an_kavanana. Naratra mafy ity lehilahy ity ary noentina haingana teny amin’ny hopitaly. Tsy tana intsony anefa ny ainy. Tampoka ny fitrangan’ny loza, raha ny voalazan’ny nanatri-maso, tsy afa-bela ity raim-pianakaviana ity fa poritra teo. Manohy ny fanadihadiana ny polisim-pirenena. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro filaminana ilay mpamily. Tonga ara-potoana ny tompon’andraikitry ny filaminana ka voasoroka ny valifatim-bahoaka.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana