Dans la mme rubrique

Fanisana fitaovam-piadiana 100 ny basy voaisa sy voamarina ara-dalàna isan’andro

17/01/2020

Nandray ny solontena avy eo anivon'ny zandarimariam-pirenena eny amin'ny faritra samihafa ny Jeneraly Rasolonirina Roger,

Fanisana fitaovam-piadiana 100 ny basy voaisa sy voamarina ara-dalàna isan’andro

Hamaky ny tohiny...

Mpifankatia teny Ambohipo Efa nanindry mandry ilay tovovavy ny fahafatesany…

17/01/2020

Telo andro taorian’ny filazan’ilay tovovavy mahakasika ny fitehirizany ny sarin’ny olon-tiany aorian’ny fahafatesana no maty ilay tovovavy iray.

Mpifankatia teny Ambohipo Efa nanindry mandry ilay tovovavy ny fahafatesany…

Hamaky ny tohiny...

Betampona Fenoariavo Atsinanana Nampiakatra ny raharaha ny kandida Rakoto Justin

17/01/2020

Nampiakatra ny raharaha any amin’ny filankevi-panjakana ny kandida N°2 Rakoto Justin, izay efa nambaran’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ao Toamasina fa lany ho ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominina Betampona any Fenoarivo Atsinanana.

Betampona Fenoariavo Atsinanana Nampiakatra ny raharaha ny kandida Rakoto Justin

Hamaky ny tohiny...

HALATRA OMBY ANOSIKELY MAEVATANANA Tratran’ny miaramila ny dahalo mpamono olona

17/01/2020

Mihorohoro amin’ny tsy fandriampahalemana indray ny vahoakan’i Maevatanana. Jiolahy raindahiny roa no saron’ny miaramila tamin’ity herinandro ity.

HALATRA OMBY ANOSIKELY MAEVATANANA Tratran’ny miaramila ny dahalo mpamono olona

Hamaky ny tohiny...

LATSAK’ALINA AMBATOFOTSY Mirongatra ny halatra fandripahana legioma

17/01/2020

Nahazo vahana ny hala-botry amin’ny alina amin’iny faritra mihazo an’Ambatofotsy, Atsimondrano iny.

LATSAK’ALINA AMBATOFOTSY Mirongatra ny halatra fandripahana legioma

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Mandialaza Nandoa ra, avy eo tapitra ny ainy

16/01/2020

Nandoa ra be ary minitra vitsy dia tapitra ny ain’ilay tovolahy tetsy Mandialaza Ankadifotsy, hoy ny fanazavana.

Andravoahangy Mandialaza Nandoa ra, avy eo tapitra ny ainy

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Mirongatra ny mpamaky trano sy mpanendaka amin’ny alina

16/01/2020

Mandry tsy lavo loha ireo mponina amin’ny faritra Andravoahangy, raha ny fampitam-baovao voaray.

Andravoahangy Mirongatra ny mpamaky trano sy mpanendaka amin’ny alina

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

03/12/2019

Nampivarahontsana ny loza nitranga tany Toamasina. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano voahitsaky ny “sémi-remorque” omaly tamin’ny lala-mahitsy “Tropical Fruit”

 

 

 mihazo an’Ambatovy. Vaky ny lohany, nipotsaka ny atidoha, niparitaka ny taova toy ny fony, raha ny fanazavana azo. Omaly tolakandro tokony ho tamin’ny 4ora teo no nisehoan’ny loza. Niparitaka nanerana ny lalana ny atidohany sy ny taovany ary mbola tao ambany kamiô ny vatana mangatsiakany tamin’ny fotoana nahatongavan’ny mpitandro filaminana. Araka ny fampitam-baovao tany an-toerana, nandeha an-tongotra nikasa hiampita izy io no voadonan’ilay fiara vaventy. Ny loharanom-baovao any an-toerana hatrany no nilaza fa efa any amin’ny mpitandro filaminana ilay mpamily hanatanterahana ny fanadihadiana sy ny famotorana. Tonga nizaha ifotony ny loza ny mpitsabo niaraka tamin’ireo mpitandro filaminana sy ny manampahefana any an-toerana. Ny mponina teo amin’ny manodidina kosa no nanampy ireo mpitsabo nanangona ny potiky ny atidoha sy ny taona ary ny rantsambatan’ilay voadona niparitaka nameno ny lalana.

Nangonin’i Hajanirina sy Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana