Dans la mme rubrique

Mpanao gazety Arphine Helisoa Hiakatra fampanoavana anio

04/04/2020

Nampanantsoin’ny Sampana miandraikitra ny “Cybercriminalité” i Arphine Helisoa (Arp Helisoa) mpanao gazetin’ny Valosoa omaly,

Mpanao gazety Arphine Helisoa Hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana tsy mahafehy vahoaka Mahasorena ireo manara-dàlana

04/04/2020

Tsy voafehin’ny fanjakana ny vahoaka, tsy manaraka ny baikon’ny filoham-pirenena, goragora tanteraka toa manao izay saim-patany,…

Fanjakana tsy mahafehy vahoaka Mahasorena ireo manara-dàlana

Hamaky ny tohiny...

QMM Tolagnaro Nanolotra fitaovana ny CCO faritra Anosy

03/04/2020

Mandalo fotoan-tsarotra i Madagasikara. Sahirana amin` ny ateraky ny fepetra tsy maintsy hajaina ho fisorohana sy ho fisakanana ny tsy hiparitahan` ny valan`aretina “coronavirus”.

QMM Tolagnaro Nanolotra fitaovana ny CCO faritra Anosy

Hamaky ny tohiny...

Fanomezana toromarika Mila ireo olobe to-teny

03/04/2020

Maro loatra ny tsy fanarahan-dalàna amin` izao fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana eto amintsika izao. “Maninona ny olona no tsy manaraka ny

Fanomezana toromarika Mila ireo olobe to-teny

Hamaky ny tohiny...

Toetr`andro Ho avy ny rivodoza Irondro

03/04/2020

Feno omaly maraina ny fepetra maha-rivodoza ireo tangoron-drahona any amin’ny faritra avaratry ny nosy iny.

Toetr`andro Ho avy ny rivodoza Irondro

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Vaky tanteraka ny adin’i Naina A sy Clémence R

02/04/2020

Tsy mety ilay mampiasa ity fanomezana ity ho an’ny fomba amam-panao politika tsy madio. Mila manaraka tsara ny fepetra napetraky ny fanjakana,

Kaominina Antananarivo Vaky tanteraka ny adin’i Naina A sy Clémence R

Hamaky ny tohiny...

Fahasahiranana sy asa tsy misy Mandrahona hitokona ny mpitatitra

02/04/2020

Sokajin’olona miisa 14 eo no nambaran’ny fanjakana fa hotolorana tohana ara-tsosialy manokana, ka isan’izany ny mpamily sy resevera ho an’ny taksibe,

Fahasahiranana sy asa tsy misy Mandrahona hitokona ny mpitatitra

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Mikatso ny famoahana “Permis biométrique” Vola tsy voaloa sa milina simba no olana ?

03/12/2019

Miato efa ho herinandro mahery izao ny fanaovana ny “ Permis biométrique” sy taratasin’ny fiarakodia eny Ambohidahy, izay lazaina fa olana teknika amin’ny milina no antony.

 

  Miveri-maina hatramin’ireo avy any amin’ny faritra, toa an’Antsirabe. Efa nisy moa ny peta-drindrina niandry azy ireo tao sy nanondro ny daty tokony hiverenany arakaraky ny “rendez-vous”, efa nomena azy ireo taloha. Ohatra tamin’izany dia ireo nomena fotoana ny 18 novambra dia nasaina niverina ny 25 novambra saingy tsy voaray ihany fa mbola nahemotra indray, dia toy izany avokoa ny daty rehetra. Nambaran’ireo sekoly mpampianatra mamily fiara, fa tsy nampandrenesina nialoha izy ireo ka nidirana fatiantoka goavana ny fitondrana ireo mpianatra saika entina haka sary tany Antananarivo, izay niverim-potsiny avokoa. Raha tsiahivina, nandritra ny 3 taona sy tapany no niarahan’ny faritany sy ny fanjakana niasa tamin’ny Orinasa CETIS, izay notapahina izay rehefa tonga izao fitondrana izao. Nanomboka ny 24 mey dia orinasa hafa no niantsoroka azy, ary nambara fa izao vao tena manara-penitra. Mitranga sahady ny olana, izay nambaran’ny loharanom-baovao tsy nitonona anarana fa ny orinasa nahazo ny tolo-bidy mihitsy no nampiato aloha ny fiaraha-miasa noho ny olana ara-bola. Misy feo mandeha fa toa tsy mbola nandoa ny vola nifanandrify tamin’ny asany ny fitondram-panjakana. Tena olana noho ny fahasimban’ny milina sa vola tsy voaloa no olana ?

Toky R sy Caius R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana