Dans la mme rubrique

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

06/12/2019

Mihorohoro ny mponina ao amin’ny distrikan’Ankazoabo atsimo amin’izao fotoana izao. Olona 3 no maty notapahin-doha, ka vehivavy ny iray ary lehilahy ny 2 tamin’ireo.

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

Hamaky ny tohiny...

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

06/12/2019

Efa ezahan’ny fitondram-panjakana rakofana «caméra de surveillance» eto an-drenivohitra,

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

Hamaky ny tohiny...

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

06/12/2019

B98570831 sy B98570849 ary B98570850 no laharana vola sandoka izay mipariaka avy any Ambositra.

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

04/12/2019

Araka ny fitarainana tonga eo anivon’ny mpitandro filaminana, mitebiteby ireo mpandeha an-tongotra, misy aza ireo voadona ka maratra noho ny afitsok’ireo mpanamory kodiaran-droa.

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

Hamaky ny tohiny...

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

04/12/2019

Nanao hetsika ho fanoherana ny fametrahana « fibre optique » ao amin’ny Cité Libanona, ao Taolagnaro ireo fikambanana sy ny mponina any an-toerana.

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

Hamaky ny tohiny...

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

04/12/2019

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Andohan'i Mandroseza, omaly 3 desambra, tokony ho tamin'ny 8 ora sy folo minitra.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

Hamaky ny tohiny...

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

03/12/2019

Nampivarahontsana ny loza nitranga tany Toamasina. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano voahitsaky ny “sémi-remorque” omaly tamin’ny lala-mahitsy “Tropical Fruit”

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fisolokiana teny 67 HA Tra-tehaka ireo roalahy mpivarotra vovo-bolamena hosoka

02/12/2019

Roa tamin’ireo telo lahy nisoloky vovo-bolamena tamina vehivavy iray no tratran’ny polisy, ny alakamisy teo.

 

 

 

 

 Telolahy no nanaraka ilay renim-pianakaviana iray 32 taona ka nisongona azy ny iray

teny amin’ny Vatobe, 67ha. Niseho ho nahita kitapo latsaka ity farany ka vola 5 000 ariary sy volamena rarany ary valopy misy taratasy ahitana soratra hoe : «Iny ny volamena 40 grama alefa ho

anao anaka ka amidio 100 000 Ariary ny grama.». Liana tamin’izany ilay vehivavy ary niara-nijery teo koa ireo roalahy. Nilaza ilay nahita fa tsy hitazona izany fa hamidiny. Ireo roalahy tapa-kevitra hividy

ny ampahany. Raikitra 300 000 ariary tamin’izy roalahy ny antsasany, roboka koa ilay renim-pianakaviana izay niady varotra ka lasany 250 000 ariary ny 20g, izay midika ho 12 500 ariary ny iray

grama. Afaka fotoana fohy, tsikariny fa volamena hosoka no novidiany mora ka nampandre ny polisin’i 67ha izy, saingy efa nanjavona ireo mpisoloky. Niala nenina teny amin’ny manodidina ireo mpitandro filaminana ka tratra ny roalahy izay niaiky ny helony, saingy mbola karohina ilay nitondra ny vola.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana