Dans la mme rubrique

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

06/12/2019

Mihorohoro ny mponina ao amin’ny distrikan’Ankazoabo atsimo amin’izao fotoana izao. Olona 3 no maty notapahin-doha, ka vehivavy ny iray ary lehilahy ny 2 tamin’ireo.

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

Hamaky ny tohiny...

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

06/12/2019

Efa ezahan’ny fitondram-panjakana rakofana «caméra de surveillance» eto an-drenivohitra,

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

Hamaky ny tohiny...

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

06/12/2019

B98570831 sy B98570849 ary B98570850 no laharana vola sandoka izay mipariaka avy any Ambositra.

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

04/12/2019

Araka ny fitarainana tonga eo anivon’ny mpitandro filaminana, mitebiteby ireo mpandeha an-tongotra, misy aza ireo voadona ka maratra noho ny afitsok’ireo mpanamory kodiaran-droa.

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

Hamaky ny tohiny...

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

04/12/2019

Nanao hetsika ho fanoherana ny fametrahana « fibre optique » ao amin’ny Cité Libanona, ao Taolagnaro ireo fikambanana sy ny mponina any an-toerana.

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

Hamaky ny tohiny...

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

04/12/2019

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Andohan'i Mandroseza, omaly 3 desambra, tokony ho tamin'ny 8 ora sy folo minitra.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

Hamaky ny tohiny...

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

03/12/2019

Nampivarahontsana ny loza nitranga tany Toamasina. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano voahitsaky ny “sémi-remorque” omaly tamin’ny lala-mahitsy “Tropical Fruit”

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tsy fandriampahalemana Hiarony fiaran’Ambatondrazaka ny mpitandro filaminana

02/12/2019

Nofaritana ny tetikady hotanterahin’ny zandary ao anatin’ny Faritra Alaotra-Mangoro hiarovana iny lalam-pirenena iny mandritry ny fety faran’ny taona sy ho amin’ny hoavy.

 

 

 Io no vokatry ny fikaonandoha ho fiarovana sy fandriampahalemana ho an’ny lalam-pirenena faha 44, ny zoma teo, tao Moramanga, ireo tompon’andraikitra ambony avy ao amin’ny zandarimaria, ny fitsarana, ny distrika, ny Polisim-pirenena sy ny mpiandraikitra ny fitaterana an-tanety na ATT ary ireo koperativa nasionaly sy isam-paritra izay mampitohy an’Antanananarivo, Moramanga, Toamasina, mihazo an’ Ambatondrazaka. Nitarika ny fihaonana ny Jeneraly, lefitry ny Komandin’ny Zandarimariam-pirenena izay notronin’ny Kolonely « Directeur de la Sécurité et des Renseignements ». Efa nisy moa ny fepetra noraisina taorian’ny trangana fanafihan-jiolahy niseho tamin’ny herinandro lasa iny tahaka ny fiarahan’ny fiara mitanjozotra, tsy mifanary eny an-dalana. Tsy mahazo mandeha alina aloha loatra ny mpampiasa lalana hisorohana ny loza. Nasiana toeram-pizahana ao Ampitambe sy Ranofotsy.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana