Dans la mme rubrique

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

06/12/2019

Mihorohoro ny mponina ao amin’ny distrikan’Ankazoabo atsimo amin’izao fotoana izao. Olona 3 no maty notapahin-doha, ka vehivavy ny iray ary lehilahy ny 2 tamin’ireo.

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

Hamaky ny tohiny...

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

06/12/2019

Efa ezahan’ny fitondram-panjakana rakofana «caméra de surveillance» eto an-drenivohitra,

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

Hamaky ny tohiny...

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

06/12/2019

B98570831 sy B98570849 ary B98570850 no laharana vola sandoka izay mipariaka avy any Ambositra.

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

04/12/2019

Araka ny fitarainana tonga eo anivon’ny mpitandro filaminana, mitebiteby ireo mpandeha an-tongotra, misy aza ireo voadona ka maratra noho ny afitsok’ireo mpanamory kodiaran-droa.

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

Hamaky ny tohiny...

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

04/12/2019

Nanao hetsika ho fanoherana ny fametrahana « fibre optique » ao amin’ny Cité Libanona, ao Taolagnaro ireo fikambanana sy ny mponina any an-toerana.

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

Hamaky ny tohiny...

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

04/12/2019

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Andohan'i Mandroseza, omaly 3 desambra, tokony ho tamin'ny 8 ora sy folo minitra.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

Hamaky ny tohiny...

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

03/12/2019

Nampivarahontsana ny loza nitranga tany Toamasina. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano voahitsaky ny “sémi-remorque” omaly tamin’ny lala-mahitsy “Tropical Fruit”

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Mitombo ireo manao SOS Lafo loatra ho an’ny Malagasy ny fitsaboana

02/12/2019

Araka ny fampitam-baovaon’ny fianakaviany, tratry ny tsy fahasalamana mafy i Fabrice Rakotondrabary izay raim-pianakaviana ary tsy maintsy hatao handalo fandidiana na “intervention

 

 

 

 

 

Chirurgicale” any Inde. Efa tonga eo aminy dingana mampidi-doza farany ny aretina mahazo azy ary tsy maintsy mitady ny fomba rehetra hamonjena ny ainy any ivelany. Efa betsaka ny fandaniana

natao tamin’ny fitsaboana. Nisy ny efa nanampy teo aminy lafiny maro nadritra ny fitsaboana azy hatreto. Resy lahatra ny fianakaviana fa noho ny fitsaboana goavana dia mangataka an-tanan-droa

fanampiana ireo tapaka sy naman’ny fianakaviany ary ireo malala-tanana eto an-tanindrazana izay vokatry ny fo mba ahafahan’izy ireo mitsabo any ivelany sy manatanteraka ny fandidiana

hatao amin’ity raim-pianakaviana ity. Ireto no ahafahana manome tolo-tanana, raha ny fampitam-baovaon’ny fianakaviana hatrany, Mvola 0344595020 na ny banky société générale 00003

0500100234362 izay samy amin’ny anaran’i Fabrice Rakotondrabary. Tsikaritra tato anatin’ny taona vitsivitsy izao fa maro be ireo Malagasy marary sy mitsabo tena no tsy mahazaka intsony ny saran’ny fitsaboana na eto an-toerana na any ivelany ka miantso vonjy etsy sy eroa miandry ireo malala-tanana.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana