Lalàn’ny fitantanam-bolam-panjakana
Baikon’ny mpamatsy vola hatrany no arahana
04/12/2019
Tahaka ny mahazatra, manaraka ny baikon’ireo mpamatsy vola fotsiny ny fandaniana ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (LFI 2020), hoy ny mpahay toekarena, Hery Ramiarison.
Lalàn’ny fitantanam-bolam-panjakana
Baikon’ny mpamatsy vola hatrany no arahana
Hamaky ny tohiny...
Taom-piotazana 2019
Nitotongana ny vidin’ny lodsia
04/12/2019
Tsara ny vokatra lodsia tamin’ity taona 2019 ity, araka ny tatitry ny Fikambanana Tambatra tetsy amin’ny Tobim-piantsonana Gare Makis tetsy Andohatapenaka.
Taom-piotazana 2019
Nitotongana ny vidin’ny lodsia
Hamaky ny tohiny...
Minisiteran’ny varotra
Manara-maso akaiky ireo entana lany daty
04/12/2019
Rehefa vanim-potoan’ny fety toy izao dia saika ireo entana miparitaka eny an-tsena sy amoron-dalana avokoa no mitana ny taha ambony
Minisiteran’ny varotra
Manara-maso akaiky ireo entana lany daty
Hamaky ny tohiny...
Antanetivory Antsirabe
Hisitraka rano fisotro madio ny mponina
04/12/2019
Vokatry ny ezaka nataon’ny orinasa Holcim Madagasikara dia hsitraka rano fisotro madio ny mponina any Antanetivory kaominina Tritriva distrikan’Antsirabe.
Antanetivory Antsirabe
Hisitraka rano fisotro madio ny mponina
Hamaky ny tohiny...
Fanomezana vahana ny asa fikarohana
Misy fiantraikany amin’ny toekarena
03/12/2019
Niditra amin’ny andiany faha-5 ny hetsika fampirantiana ny asa fikarohana na ny Salon de la Recherche au service de l’Economie et de l’Emploi (SREE) izay haharitra 2 andro.
Fanomezana vahana ny asa fikarohana
Misy fiantraikany amin’ny toekarena
Hamaky ny tohiny...
Tsy fanjarian-tsakafo
Ambony ny taha any ambanivohitra
03/12/2019
Nanamafy ny Ofisim-pirenena misahana ny fanjarian-tsakafo ONN fa ady maro lafy no atao aminy iarahana amin’ireo sampana samihafa toy
Tsy fanjarian-tsakafo
Ambony ny taha any ambanivohitra
Hamaky ny tohiny...
Ady amin`ny hanoanana
Laharana 116 i Madagasikara
03/12/2019
Lah. 116 amin`ireo firenena 119 i Madagasikara manoloana ny ady amin`ny hanoanana, araka ny tatitra nataon`ny Global Hunger Index (GHI).
Ady amin`ny hanoanana
Laharana 116 i Madagasikara
Hamaky ny tohiny...