Dans la mme rubrique

Fleury Rakotomalala Miantso ny Malagasy higrevy….

06/12/2019

“Ndao !!! Sabotsy 7 desambra amin’ny 11 ora eny amin’ny arabe akaiky antsika no fotoana. Ento ny vilany, ny bidons jaunes, ary ny banderoles hanehoantsika fa tsy faly isika. Ampy izay !”.

Fleury Rakotomalala Miantso ny Malagasy higrevy….

Hamaky ny tohiny...

Nosy manodidina « Iles éparses » Tsy ilana adihevitra fa an’i Madagasikara, hoy ny Andriana Robert

06/12/2019

« Ny rariny sy ny hitsiny no tokony hapetraka, raha efa nisy hatry ny fahagola ireo nosy dia tsy ilana adihevitra akory ny maha Madagasikara azy.

Nosy manodidina « Iles éparses » Tsy ilana adihevitra fa an’i Madagasikara, hoy ny Andriana Robert

Hamaky ny tohiny...

Fahamarinana amin’ny fifidianana Tsy raharahan’ny antoko TIM irery intsony

06/12/2019

Tsy afaka tsy hiresaka ny manodidina ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina isika satria mivoatra ny vaovao.

Fahamarinana amin’ny fifidianana Tsy raharahan’ny antoko TIM irery intsony

Hamaky ny tohiny...

Ankilabao taorian’ny fifidianana Mitokona ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana

06/12/2019

Tsy misy ampahafolon'ny tambin-karama azon'ireo mpitsara no omena ny mpiraki-draharaha niantsoroka ny fifidianana kanefa samy manao ny asa fikirakirana ny hahatomombana izany.

Ankilabao taorian’ny fifidianana Mitokona ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana

Hamaky ny tohiny...

RMDM “Foano any fa feno hosoka ny fifidianana”

06/12/2019

Velona ahiahy mafy manoloana ny fanitsakitsahana miverimberina ny lalàna fototra velona eto amin’ny tany sy ny firenena ataon’ny mpitondra isan’ambaratonga nandritr’ireo fifidianana nifanesy,

RMDM “Foano any fa feno hosoka ny fifidianana”

Hamaky ny tohiny...

Chandoutis Raoera Ny fanjakana tan-dalàna no hahafahana mampandroso ny firenena

06/12/2019

Ny fanjakana tan-dalàna ihany, hoy i Chandoutis Raoera, directeur des études eo anivon’ny sekoly ambony ESD no hahafahana mampandroso ny firenena.

Chandoutis Raoera Ny fanjakana tan-dalàna no hahafahana mampandroso ny firenena

Hamaky ny tohiny...

Antoko Teza « Mila mailo, amin’ny frantsay isika ! »

04/12/2019

Mila mailo, mailo, mailo amin’ny frantsay isika malagasy, hoy ny antoko politika Teza, mikasika ny fomba hitakiana ireo nosy malagasy na Iles éparses.

Antoko Teza « Mila mailo, amin’ny frantsay isika ! »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fanirisoa Ernaivo « Gadrao ny CENI fa mpandika lalàna »

02/12/2019

Efa hita tamin’ity fifidianana filoha sy depiote daholo ireo hosoka sy hala-bato tamin’ity fifidianana ity saingy ny fandeferana sy fisorohana ny korontana,

 

 

 

 fa izao kosa efa mihoatra ny mety, hoy i Fanirisoa Ernaivo Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara teo aloha, izay any ampitan-dranomasina moa ankehitriny. Misy ny lalàna 2018/008  momba ny fifidianana, ka nitondrany fanazavana manoloana ny karazana fifanilihana eo amin’ny CENI sy ny fokontany. Ny lisitra, dia hahafahana mangala-bato. Amin’ireo 10 tapitrisa voasoratra dia 20% na 18% ary raha ambony indrindra 40% no afaka mifidy, izany hoe 20% no afaka mifidy, hoy izy. Nambarany fa maro ireo olona nisoratra tao tamin’ny fifidianana teo aloha satria nisy “manipulalation” sy “falsification” ilay lisitra. Tamin’ny 01 desambra 2018-19 mey 2019 no azo nokitihina ny lisitra, ka izay mikitika dia mandika lalàna na CENI na Fokontany. Very zo ny olona nesorinareo kanefa misy miverina in-droa, in-telo hatramin’ny im-balo miverina ao. Misy 100 pejy ny anarana niverin-droa tamin’ny lisitra teto Antananarivo. Iza no nanao izany ? Anjaran’ny CENI no mikitika sy mamarana ny lisi-pifidianana. Tompon’andraikitra feno ary azo henjehina araka ny lalàna ny CENI,  araka ny andininy faha-217 izay mamaritra fa gadra 2 ka hatramin’ny 5 taona arahina lamandy, hoy i Faniry Ernaivo. Tokony ho voasazy 2-5 taona ihany koa ny olona nitokana zava-panjakana tao anatin’ny propagandy, hoy izy. Tokony Tsy nisalasala i Faniry Ernaivo nilaza fa mila saziana ny CENI sy izay kandidam-panjakana nomeny tombondahiny niray tsikombakomba taminy. Andininy 235 amin’ilay lalàna, dia milaza fa voasazy 15 tsy mahazo milatsaka hofidiana sy manao asam-panjakana ny mpanao hosoka amin’ny fifidianana, hoy hatrany izy.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana