Dans la męme rubrique

TANIM-PANJAKANA

16/01/2020

Nambaran’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly fa antontan-taratasy miisa 19 vokatry ny hosoka no navoakan’ny teoanivon’ny

TANIM-PANJAKANA

Hamaky ny tohiny...

MBOLA NIFETY IHANY

13/01/2020

Na dia efa nilaza aza ny fanjakana fa tsy hisy ny fetin'ny fankalazana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona, misy amin'ny sampan-draraharaha ao amin'ny fitondrana maro ihany no manao fety.

MBOLA NIFETY IHANY

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

10/01/2020

Valo lahy mitazona basy marovava na kalachnikov no nanafika ny toeram-pivarotana enta-madinika iray tetsy Ambohijanaka.

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

Hamaky ny tohiny...

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

07/01/2020

Nahomby ny mpiambin’Anosibe omaly tamin’ny asany. Teo am-pamakiana tsena ny telo lahy no saron’izy ireo.

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

Hamaky ny tohiny...

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

03/01/2020

Dimy no maty teto an-drenivohitra tamin’ny taom-baovao. Ny efatra tamin’ireo dia ankohonana iray tetsy Ambohidrapeto.

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

Hamaky ny tohiny...

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

20/11/2019

Anio no hanomboka ny fitsarĂ na ilay raharaha famonoana ho faty tamin'ny fomba feno habibiana ireo telo mianaka tao Imerintsiatosika.

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

Hamaky ny tohiny...

AMNESTY INTERNATIONAL

08/11/2019

Notehafan’ny fikambanana iraisam-pirenena Amnesty International ny fidinan-dRajoelina nijery ny fonja.

AMNESTY INTERNATIONAL

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

21/11/2019

Raikitra ny rombo tetsy Ambohimiandra teo amin’ny mpamily taksibe sy ny mpandeha.

 

 

 Tsy fantatra mazava izay tena antony fa kosa samy naratra ny roa tonta ary vaky tanteraka ny fitaratr’ilay fiara fitateram-bahoaka. Nijery fotsiny ny olona ary tsy nisy sahy nanasaraka satria samy nitazona hazobe ny roa tonta ka sao hanahirana. Ny niafarany dia samy ireo mpinaman’ny niady ihany no nisintona tsimoramora ny an-daniny sy ny an-kilany.

SIGARA 70 BAORITRA


Sigara 70 baoritra amidy eto an-toerana ihany ny marikany no nisy nahita nipetraka fotsiny teo amoron-dàlana. Teny amin’ny lalam-pirenena faharoa mifanandrify amin’Ambanitsena no hitan’ny olona izany ka nampandrenesina ny mpitandro ny filaminana. Tsy fantatra marina ny momba ireo sigara na tena izy na sandoka. Tsy fantatra koa  izay mety ho nanary azy teo amin’ny arabe. Tsy nisy sahy nikitika ny olona ary samy nijerijery fotsiny mandra-pahatongan’ny mpitandro ny filaminana.

INTERNET ETO MADAGASIKARA

 Feno 25 taona katroka izao no nisian'ny internet teto Madagasikara. Hatramin'izao anefa tsy mbola afaka tena misitraka izany ny vahoaka malagasy manontolo. Raha toa ka efa mivadika any amin'ny 5 G ireo firenena vahiny, isika tena tsy afaka migoka na ny hatsaran'ny 3 G aza. Eo amin'ny sehatry ny fampiasana tambajotran-tserasera no tena mampihazakazaka ny malagasy 20% eo ho eo amin'izao.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana