Dans la męme rubrique

TANIM-PANJAKANA

16/01/2020

Nambaran’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly fa antontan-taratasy miisa 19 vokatry ny hosoka no navoakan’ny teoanivon’ny

TANIM-PANJAKANA

Hamaky ny tohiny...

MBOLA NIFETY IHANY

13/01/2020

Na dia efa nilaza aza ny fanjakana fa tsy hisy ny fetin'ny fankalazana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona, misy amin'ny sampan-draraharaha ao amin'ny fitondrana maro ihany no manao fety.

MBOLA NIFETY IHANY

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

10/01/2020

Valo lahy mitazona basy marovava na kalachnikov no nanafika ny toeram-pivarotana enta-madinika iray tetsy Ambohijanaka.

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

Hamaky ny tohiny...

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

07/01/2020

Nahomby ny mpiambin’Anosibe omaly tamin’ny asany. Teo am-pamakiana tsena ny telo lahy no saron’izy ireo.

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

Hamaky ny tohiny...

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

03/01/2020

Dimy no maty teto an-drenivohitra tamin’ny taom-baovao. Ny efatra tamin’ireo dia ankohonana iray tetsy Ambohidrapeto.

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

Hamaky ny tohiny...

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

21/11/2019

Raikitra ny rombo tetsy Ambohimiandra teo amin’ny mpamily taksibe sy ny mpandeha.

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

Hamaky ny tohiny...

AMNESTY INTERNATIONAL

08/11/2019

Notehafan’ny fikambanana iraisam-pirenena Amnesty International ny fidinan-dRajoelina nijery ny fonja.

AMNESTY INTERNATIONAL

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

20/11/2019

Anio no hanomboka ny fitsarĂ na ilay raharaha famonoana ho faty tamin'ny fomba feno habibiana ireo telo mianaka tao Imerintsiatosika.

 

 Olona roa no nogadraina vonjimaika ao Tsiafahy tamin'ity raharaha ity ary tsy iza fa namana akaiky an'ilay raim-pianakaviana ihany. Herintaona sy tapany aty aoriana izany dia andeha ihany ny fitsaràna ity heloka bevava izay nalaza erak'Antananarivo ity.


BARANAHINY

 Apetraky ny tompony eo ampovoan'ny rond point etsy Anosibe ny moto amidy ary asiany ny laharana finday hahazoana azy. Gaga ny olona satria zava-maintso no tokony maniry eo ary tena manaratsy endrika tanteraka ilay toerana ny fisian'ilay moto. Dia tsy nisy tompon'andraikitra iray izay mba nandray fanapahan-kevitra nanala izany fa samy nijery fotsiny teo. Baranahiny tanteraka.

HAMBOLENA HAZO ENY SOAMANDRAKIZAY

Efa nisy fifanarahana manokana natao tamin'ny fiangonana katolika nahafahana mametraka ilay toerana fambolena zana-kazo etsy Soamandrakizay. Tena navadika ho fambolena tanteraka arak'izany ilay toerana nandraisana an'ny Papa Ray Masina amin'izao. Zana-kazo 10 tapitrisa no hambolena eo amin'ity toerana ity.

ASA KITOATOA ATAON’NY DEPIOTE

Tsy mandraharaha amin'ny asa tokony ataony mihitsy ny solombavambahoaka amin'izao fivoriana ara-potoana izao. Zara raha mandeha ny fandinihana ny tetibolam-panjakana 2020 izay efa ho iray volana izao no nalefa tao. Hatramin'ny 30 novambra anefa no tokony handanian'ny solombavambahoaka izany. Mbola variana amin'ny fampielezan-kevitra ihany koa ireo solombavambahoaka fa tsy tena manao ny asany.

TAITAITRA AMIN’NY ZAVA-BAOVAO

Tapohan'ny zava-baovao tanteraka ny malagasy. Omaly dia efa raikitra sahady ny filaharana ho ao amin'ny KFC ary niteraka fitohanan'ny fifamoivoizana aza izany. Etsy ankilan'izany dia mbola mitohy ny fanakianan'ny olona ny talen'ny serasera eo anivon'ny fiadidiana ny Repoblika momba ny vava tsy ambina miendrika fanambaniana ny gasy izay nataony. Dia mbola tsy tonga saina ihany ny Filoha fa efa simbain'ireo vehivavy manodidina azy.

DOKOTERA NISY NAKA AN-KERINY

 Dokotera iray no nisy naka an-keriny tao Morarano-Chrome. Andian-jiolahy mirongo fiadiana no naka azy tao an-tranony ny hariva'ny alatsinainy teo, tokony ho tamin'ny fito ora sy sasany hariva. Lasa mirona any amin'ny mpiasam-panjakana indray izao ireo mpaka an-keriny any ambanivohitra raha ny tsikaritra tamin'ny tato ho ato.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana