Dans la męme rubrique

Fanisana fitaovam-piadiana 100 ny basy voaisa sy voamarina ara-dalàna isan’andro

17/01/2020

Nandray ny solontena avy eo anivon'ny zandarimariam-pirenena eny amin'ny faritra samihafa ny Jeneraly Rasolonirina Roger,

Fanisana fitaovam-piadiana 100 ny basy voaisa sy voamarina ara-dalàna isan’andro

Hamaky ny tohiny...

Mpifankatia teny Ambohipo Efa nanindry mandry ilay tovovavy ny fahafatesany…

17/01/2020

Telo andro taorian’ny filazan’ilay tovovavy mahakasika ny fitehirizany ny sarin’ny olon-tiany aorian’ny fahafatesana no maty ilay tovovavy iray.

Mpifankatia teny Ambohipo Efa nanindry mandry ilay tovovavy ny fahafatesany…

Hamaky ny tohiny...

Betampona Fenoariavo Atsinanana Nampiakatra ny raharaha ny kandida Rakoto Justin

17/01/2020

Nampiakatra ny raharaha any amin’ny filankevi-panjakana ny kandida N°2 Rakoto Justin, izay efa nambaran’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ao Toamasina fa lany ho ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominina Betampona any Fenoarivo Atsinanana.

Betampona Fenoariavo Atsinanana Nampiakatra ny raharaha ny kandida Rakoto Justin

Hamaky ny tohiny...

HALATRA OMBY ANOSIKELY MAEVATANANA Tratran’ny miaramila ny dahalo mpamono olona

17/01/2020

Mihorohoro amin’ny tsy fandriampahalemana indray ny vahoakan’i Maevatanana. Jiolahy raindahiny roa no saron’ny miaramila tamin’ity herinandro ity.

HALATRA OMBY ANOSIKELY MAEVATANANA Tratran’ny miaramila ny dahalo mpamono olona

Hamaky ny tohiny...

LATSAK’ALINA AMBATOFOTSY Mirongatra ny halatra fandripahana legioma

17/01/2020

Nahazo vahana ny hala-botry amin’ny alina amin’iny faritra mihazo an’Ambatofotsy, Atsimondrano iny.

LATSAK’ALINA AMBATOFOTSY Mirongatra ny halatra fandripahana legioma

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Mandialaza Nandoa ra, avy eo tapitra ny ainy

16/01/2020

Nandoa ra be ary minitra vitsy dia tapitra ny ain’ilay tovolahy tetsy Mandialaza Ankadifotsy, hoy ny fanazavana.

Andravoahangy Mandialaza Nandoa ra, avy eo tapitra ny ainy

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Mirongatra ny mpamaky trano sy mpanendaka amin’ny alina

16/01/2020

Mandry tsy lavo loha ireo mponina amin’ny faritra Andravoahangy, raha ny fampitam-baovao voaray.

Andravoahangy Mirongatra ny mpamaky trano sy mpanendaka amin’ny alina

Hamaky ny tohiny...


Tranga

AMBATONDRAZAKA Lehilahy mpanao biriky maty nilatsaham-baratra

18/11/2019

Teo am-panaovana biriky no nilatsaham-potaka ny raim-pianakaviana iray ka maty tsy tra-drano, tao Didy Ambatondrazaka.

 

 

Nandritra ny tafiotran’oram-baratra tamin’ny 4 ora harivan’ny zoma teo no

nitranga ny loza, araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Araka ny fanazavana ara-tsiansa, izay avo indrindra amin’ny tany, tahaka ity lehilahy ity no mitondra ny rian’aratra miiba na miabo

anatin’ny tany ka mifandray amin’ny eny anahabakabaka ka halam-baratra. Malaza masiaka varatra koa ny faritra Alaotra, indrindra any Didy noho ny vy sy ny harena ankibon’ny tany ao aminy. Anisan’ny fisorohana ity loza ity ny fanaovana kiraro, fialana ireo hazo avo na andrin-jiro, ny fiatahana ny omby izay “antenne” misarika azy io ny volony, ny tsy fihazakazahana fa ny lelan’olombelona koa “antenne”, ny famonoana finday, ny fametrahana fandribaratra, indrindra

amin’ny trano maro olona, toy ny fiangonana, ny sekoly, ny tranom-panjakana. Mahalasa fisainana ihany ny tsy fisian’ny fandribaratra tamin’ilay trano teny Iavoloha ka iny ravan’ny afo noho ny

varatra, ny herinandro teo iny.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana