Dans la mme rubrique

Vondrona Eoropeanina “Efa maro ireo vola natontona ho an’i Madagasikara”

06/12/2019

Nisy ny tatitra nataon’ny Vondrona Eoropeanina (UE) tamin’ny mpanao gazety natao tetsy amin’ny foibeny Tour Zital Ankorondano omaly.

Vondrona Eoropeanina “Efa maro ireo vola natontona ho an’i Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara sy Frantsa Famatsiam-bola miisa 4 no natao sonia

06/12/2019

Nanome fanampiana ho fampandrosoana an’Antananarivo sy ny manodidina ny Masoivoho Frantsay ho amin’ny fampandrosoana (AFD).

Madagasikara sy Frantsa Famatsiam-bola miisa 4 no natao sonia

Hamaky ny tohiny...

Tetibolam-panjakana 2019 Raima sy valo ny fandaniana azy teny Tsimbazaza

02/12/2019

Nolanian’ireo solombavambahoaka rehetra teny Tsimbazaza tamin’ny fomba tsotra sy maika ny sabotsy hariva teo ny Volavolan-dalàna

Tetibolam-panjakana 2019 Raima sy valo ny fandaniana azy teny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny...

Ofisim-pirenen’ny fizahantany Mankalaza ny faha-15 taonany

25/11/2019

15 taona ny nisian’ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM).

Ofisim-pirenen’ny fizahantany Mankalaza ny faha-15 taonany

Hamaky ny tohiny...

Fitsirihana ny orinasa QMM Manazava ny antony ny fanjakana

22/11/2019

Nandritra ny filankevitry ny minisitra tamin’ny farany teo no nangatahan’ny fanjakana Malagasy hanaovana tsirika manokana ny kaonty sy ny fampiasam-bola ary ny fitantanana eo anivon’ny orinasa mitrandraka fasimainty Quit Madagascar Minerals (QMM).

Fitsirihana ny orinasa QMM Manazava ny antony ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana ny firenena Tokony hianatra ny mpanao politika

22/11/2019

Maro be ny Antoko Politika mitsangana eto Madagasikara. Mainka anefa mampahantra ny firenena ny fahabetsahan’ireny ary tsy miteraka fampandrosoana.

Fampandrosoana ny firenena Tokony hianatra ny mpanao politika

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara-Suisse Hiitatra amin’ny fandraharahana sy fizahantany ny fiaraha-miasa

21/11/2019

Nametraka ny taratasy fanendrena azy hiasa eto amiistika i Chasper Sarott, ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara, izay noraisin`ny filoha Rajoelina teny amin`ny lapan`Iavoloha omaly.

Madagasikara-Suisse Hiitatra amin’ny fandraharahana sy fizahantany ny fiaraha-miasa

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fanohizana fianarana any ivelany Mahasarika ny maro ny any Kanada

12/11/2019

Orinasa iray manampy ireo rehetra te hipetraka any Kanada ny “VJ Consulting”.

 Na ireo mpianatra te hanohy fianarana na ireo te hiasa ary ireo te hifindra monina any Kanada mihitsy aza  dia tohanan’ity orinasa izay manana ny foiben-toerany eny Andranomena ity. Nandritra izay iray taona niorenany izay dia efa mahatratra 32 ireo fianakaviana eto an-toerana no notolorany tanana. Araka ny fanazavan’ny  tompon’andraikitra, Raveloson Charline, dia mikarakara ny antontan-taratasy rehetra ilaina amin’ny fandehanana ny “VJ Consulting”. Anisan’izany ny visa izay manahirana ny mikarakara azy. Ho an’ireo mbola te hianatra dia misy lalam-piofanana maro azon’izy ireo harahana, anisan’izany ny fitantanana fandraharahana sy tetikasa,  fitsaboana sy ny lalàna ary ireo hafa. Na izany aza tsy maintsy mivarina herintaona hatrany ny mpianatra Malagasy mankany Kanada. Ireo rehetra te ho any koa dia tsy maintsy manana petra-bola manodidina ny 100 tapitrisa Ariary any amin’ireo Banky misy eto Madagasikara.

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana