Dans la mme rubrique

Vondrona Eoropeanina “Efa maro ireo vola natontona ho an’i Madagasikara”

06/12/2019

Nisy ny tatitra nataon’ny Vondrona Eoropeanina (UE) tamin’ny mpanao gazety natao tetsy amin’ny foibeny Tour Zital Ankorondano omaly.

Vondrona Eoropeanina “Efa maro ireo vola natontona ho an’i Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara sy Frantsa Famatsiam-bola miisa 4 no natao sonia

06/12/2019

Nanome fanampiana ho fampandrosoana an’Antananarivo sy ny manodidina ny Masoivoho Frantsay ho amin’ny fampandrosoana (AFD).

Madagasikara sy Frantsa Famatsiam-bola miisa 4 no natao sonia

Hamaky ny tohiny...

Tetibolam-panjakana 2019 Raima sy valo ny fandaniana azy teny Tsimbazaza

02/12/2019

Nolanian’ireo solombavambahoaka rehetra teny Tsimbazaza tamin’ny fomba tsotra sy maika ny sabotsy hariva teo ny Volavolan-dalàna

Tetibolam-panjakana 2019 Raima sy valo ny fandaniana azy teny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny...

Ofisim-pirenen’ny fizahantany Mankalaza ny faha-15 taonany

25/11/2019

15 taona ny nisian’ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM).

Ofisim-pirenen’ny fizahantany Mankalaza ny faha-15 taonany

Hamaky ny tohiny...

Fitsirihana ny orinasa QMM Manazava ny antony ny fanjakana

22/11/2019

Nandritra ny filankevitry ny minisitra tamin’ny farany teo no nangatahan’ny fanjakana Malagasy hanaovana tsirika manokana ny kaonty sy ny fampiasam-bola ary ny fitantanana eo anivon’ny orinasa mitrandraka fasimainty Quit Madagascar Minerals (QMM).

Fitsirihana ny orinasa QMM Manazava ny antony ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana ny firenena Tokony hianatra ny mpanao politika

22/11/2019

Maro be ny Antoko Politika mitsangana eto Madagasikara. Mainka anefa mampahantra ny firenena ny fahabetsahan’ireny ary tsy miteraka fampandrosoana.

Fampandrosoana ny firenena Tokony hianatra ny mpanao politika

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara-Suisse Hiitatra amin’ny fandraharahana sy fizahantany ny fiaraha-miasa

21/11/2019

Nametraka ny taratasy fanendrena azy hiasa eto amiistika i Chasper Sarott, ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara, izay noraisin`ny filoha Rajoelina teny amin`ny lapan`Iavoloha omaly.

Madagasikara-Suisse Hiitatra amin’ny fandraharahana sy fizahantany ny fiaraha-miasa

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Sehatry ny fitaterana Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana

11/11/2019

Amin’ny 14 ka hatramin’ny 17 novambra ho avy izao no hanatanterahana ny fampirantiana voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany hatao etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato.

 

Hampiavaka ity andiany voalohany ity ny fiaraha-miasa avy hatrany amin’ny mpitandro ny filaminana izay hanao ny fitsirihana ireo tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitatitra tahaka  ny fandehanana mafy loatra na ny tsy fahatomombanan’ny fiara. Ankoatr’izay dia hampahafantarina ao ihany koa ny  fametrahana GPS amin’ny fiara mpitatitra rehetra entina hanara-maso ny fanaovan’ireo mpitatitra sasany gaboraraka. Tahaka ny zotra D mampitohy an’Antananarivo sy Ivato izay natao filamatra, dia misy ny ezaka hanitarana sy hanohizana ny tetikasa mahakasika izany. Hampirisihina amin’ity hetsika ity ihany koa ireo mpisehatra amin’ny fitaterana mba hanaja ny rafitra tahaka ny fanarahana ny bokin’andrakitra. Tranoheva 500 eo no hanao fampirantiana ary efa maro ny mpiara-miombon’antoka avy any ivelany namaly ny antso, hoy hatrany ny tompon’andraikitra nampahafantatra izany tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina. Marobe ny zavatra mila arenina eto amin’ny firenena amin’io sehatra io ary raha hay ny mifehy azy dia hisy akony mivaingana amin’ny toekarena mihitsy.

Tsirinasolo

 

 

Sehatry ny fitaterana

Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana

 

Amin’ny 14 ka hatramin’ny 17 novambra ho avy izao no hanatanterahana ny fampirantiana voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany hatao etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato. Hampiavaka ity andiany voalohany ity ny fiaraha-miasa avy hatrany amin’ny mpitandro ny filaminana izay hanao ny fitsirihana ireo tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitatitra tahaka  ny fandehanana mafy loatra na ny tsy fahatomombanan’ny fiara. Ankoatr’izay dia hampahafantarina ao ihany koa ny  fametrahana GPS amin’ny fiara mpitatitra rehetra entina hanara-maso ny fanaovan’ireo mpitatitra sasany gaboraraka. Tahaka ny zotra D mampitohy an’Antananarivo sy Ivato izay natao filamatra, dia misy ny ezaka hanitarana sy hanohizana ny tetikasa mahakasika izany. Hampirisihina amin’ity hetsika ity ihany koa ireo mpisehatra amin’ny fitaterana mba hanaja ny rafitra tahaka ny fanarahana ny bokin’andrakitra. Tranoheva 500 eo no hanao fampirantiana ary efa maro ny mpiara-miombon’antoka avy any ivelany namaly ny antso, hoy hatrany ny tompon’andraikitra nampahafantatra izany tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina. Marobe ny zavatra mila arenina eto amin’ny firenena amin’io sehatra io ary raha hay ny mifehy azy dia hisy akony mivaingana amin’ny toekarena mihitsy.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana