Dans la mme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Fiara nipitika avy eny ambony tetezana Roa maty, naratra avokoa ireo mpandeha

08/11/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tamin’ny lalam-pirenena fahafito, omaly atoandro teo amin’ny tetezan’Ankadilalana, anelanelan’i Behenjy sy Ambatolampy.

 Roa no maty ary naratra avokoa ireo mpandeha maherin’ny 30 tao anatin’ilay fiara lehibe mpitatitra. Araka ny voalazan’ny mponina eny an-toerana sy ireo mpampiasa lalana izay nifanakaiky taminy teny an-dalana, vokatry ny fandehanana mafy izay tsy voafehin’ny mpamily tao anatin’ny fiolahana izay notatazan’ny tetezana. Nipitika avy eny ambony tetezana io fiara vaventy fitateram-bahoaka io. Ravany tamin’izany ny arofanina amin’ny sisin-dalana ka nivarina tany ambany tetezana. Niparitaka koa ireo kodiarana sy ny fasiana entana teny ambony fiara vokatry ny fianjerana tao anatin’ny tetezana mihoatra ny 10 metatra.  Matetika itrangana loza amin’ity tetezana izay manaty fiolahana ity, raha ny filazan’ny mponina eny an-toerana. Miandrandra vohitra fampihenana hafainganam-pandeha mba hiarovana ny ain’ny olom-pirenena ireo eny amin’ny manodidina. Efa samy bangan’ny loza avokoa ny sisiny roa amin’ny arofanin’ny tetezana.

Haja Nirina

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana