Dans la mme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tarika Mahaleo Ireo tsiambaratelo, tora-po sy hafatra…

08/11/2019

Akaiky an’i Dadah Mahaleo izay natao veloma farany tao amin’ny katedraly Analakely no nizara ny tsiambaratelony.

 

 

 Fony mbola tao anatin’ny tsy fahasalamana i Fafah, tsy afaka niaka-tsehatra. Nahateny tamin’ireo namany i Dadah fa tsy vitany ny hiantsehatra tsy misy feon’i Fafah, izay no antony nakana an’i Ony ao amin’ny Mahaleo Zandriny. Tsy ny vola akory no tanjon’ireo Mahaleo zandriny hiara-kiasa amin’ny Zokiny, efa samy manana anton’asa izy ireo, hoy i Vola Ralambomanana, ray mpiahy ireo Mahaleo zandriny.

Naka tahaka Dadah ny Rebika

Ny Rebika koa tetsy an-daniny lazain’ny mpankafy fa nandova ny  mozikan’ny tarika Mahaleo, tsy nanda izany ny Tarika Rebika. “Reharehanay ny ilazana fa Mahaleo taty aoriana izahay. Naka sopapa tamin’ny fomba fanoratana sy fihira ary mozika tamin’ny Mahaleo izahay, indrindra ny an’i Dadah. Nisy fotoana efa niarahanay niara-niaka-tsehatra, raha tsy hilaza afa tsy ny teny Bevalala sy Atsonjombe. hahatsiarovako manokana an’i Dadah ny toetrany izay malefaka tahaka ny feony, mpanakanto avo lenta nefa tsy sarotiny.” Hoy i Rampal Rakotomalala, ao amin’ny tarika Rebika.

Mafy orina  hatrany amin’ny EPP ny tarika

Efa tsara tefy hatrany amin’ny fanabeazana fototra tany Antsirabe ry Mahaleo. “Efa hatrany amin’ny EPP, CEG, Lisea Antsirabe no niray hina ka hatrany Ankatso ary teo amin’ny sehatry ny asa ny ekipan’i Mahaleo. Efa nanana ny tarika “Le moineau”izy ireo tamin’izany. Nifanampy tamin’ny fiainana, hatramin’ny fandoavana saram-pianarana aza ry zalahy”, hoy i Jean-Bà na Jean Baptiste Razafimamonjy, mpitahiry ny rakitriniela ao amin’ny Tarika Mahaleo. Nosalorana ny mariboninahitra Grand Croix de l’ordre national  moa i Dadah omaly ka ny praiminisitra Ntsay Christian no nitarika ny delegasionina avy amin’ny fitondram-panjakana nanatanteraka izany sady nankahery ny fianakaviana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana