Dans la mme rubrique

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

18/11/2019

Kihon-dalana farany ho an’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben’ny tanàna ity herinandro ity. Amin’ny heriny anio dia ny alatsinainy 25 novambra no hikatona tanteraka izany.

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

18/11/2019

Nitondra ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Constant Raveloson.

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

18/11/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny antoko politika Otrikafo manoloana ny fisian’ny fihaonana eo amin’ireo

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

18/11/2019

Anio ny fihaonana voalohany eo amin'ny an-daniny Malagasy sy ny an-kilany Frantsay handinihana ny famerenana ny Nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana.

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

18/11/2019

Nanentana ny fitondram-panjakana fa tokony hanangana ny sainam-pirenena fotsy, mena, maitso ny Malagasy rehetra anio alatsinainy 18

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

15/11/2019

Raha tsy maintsy hanao tanàna vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

15/11/2019

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Alain Ramaroson “Miaraka amin’ny filoha tanteraka aho”

08/11/2019

Niara-niafy, niara-nitolona izahay tamin’ny 2009 ireny, ka ataoko ahoana no tsy hiaraka amin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina fa dia manohana azy ary hiaro azy hatramin’ny farany aho,

 

 

 

 hoy i Alain Ramaroson omaly raha nivahiny manokana tao amin’ny fahitalavitra TV Plus izy. Zava-dehibe ny fahasahiany nanao velirano satria zavatra tena misy akony amin’ny taranaka  faramandimby izany ary zava-doza raha tsy tanterahana. Sahy nanao velirano teo anoloan’ny Papa Ray Masina ihany koa izy, hoy hatrany i Alain Ramaroson, midika izany fa tena sahy izy ary mbola fahasahiana tahaka izany koa ny nitakiany ny famerenana ny “Iles Eparses”. Maro ny ezaka natao, maro ny fanampiana azon’izao fitondrana izao, hoy izy. Momba ny tetikasa Tana-masoandro indray dia nambaran’i Alain Ramaroson fa ilaina ny fifampiraharahana. Tsy maintsy hitarina Antananarivo satria izany no fampandrosoana, fa kosa mila mahazo ny tambiny mendrika azy ny vahoaka fa tsy fitapitahana na ambakaina. Ny 20 aogositra lasa teo moa no nivoaka ny fonjan’Antanimora i Alain Ramaroson izay nigadra nandritra ny fitondrana HVM. Nohizingizininy fa misy tambajotra be manahirana ny fitsarana eto Madagasikara, ary mbola hambara amin’ny manaraka ny marina rehetra, hoy izy.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana