Dans la mme rubrique

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

18/11/2019

Kihon-dalana farany ho an’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben’ny tanàna ity herinandro ity. Amin’ny heriny anio dia ny alatsinainy 25 novambra no hikatona tanteraka izany.

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

18/11/2019

Nitondra ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Constant Raveloson.

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

18/11/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny antoko politika Otrikafo manoloana ny fisian’ny fihaonana eo amin’ireo

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

18/11/2019

Anio ny fihaonana voalohany eo amin'ny an-daniny Malagasy sy ny an-kilany Frantsay handinihana ny famerenana ny Nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana.

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

18/11/2019

Nanentana ny fitondram-panjakana fa tokony hanangana ny sainam-pirenena fotsy, mena, maitso ny Malagasy rehetra anio alatsinainy 18

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

15/11/2019

Raha tsy maintsy hanao tanàna vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

15/11/2019

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Pasitera Nestor Razafindramanitra « Aoka tsy hifandranitra sy hifanao antsojay »

07/11/2019

Ao anatin’ny vanim-potoan’ny fampielezan-kevitra isika izao ary mbola manana 20 andro latsaka ireo kandidà mpifaninana ben’ny tanàna,

 

 

 

handresy lahatra an’ireo olom-pirenena sy ireo mpifidy amin’ny vina sy fampandrosoana ny kaominina izay ataon’izy ireo. Nanao antso avo amin’ireo kandidà mpifaninana rehetra tsy ankanavaka, ny mpitandrina Nestor Razafindramanitra  nilazany fa aoka tsy hisy ny fifandranitana na fanaovana antsojay na eo amin’ny samy kandidà mpifaninana na ireo mpanohana sy mpiara-dia amin’izy ireo, mandritra izao  fampielezan-kevitra izao.  Ny vanim-potoana tahaka izao mantsy, hoy izy no matetika isehoan’ny fifampihantsiana. Olon-kendry ny olom-pirenena sy ireo mpanohana ka aoka samy hifandefitra mandritry ny fampielezan-kevitra na mandritry ny fotoana hanaovana ny fandatsaham-bato. Tokony hanaja ny lalàna mifehy ny fifidianana koa ireo kandidà tsirairay ary hampianatra ireo mpiara-dia amin’izy ireo ihany koa ny fanajana izay lalàna mifehy ny fifidianana izay, hoy hatrany ity pasitera ity.   Nanao antso avo  amin’ny olom-pirenena koa ny tenany hanamarina ny anarana ao anaty lisi-pifidianana sy hijery ny kara-pifidianana. Mahaiza mifidy sy mijery tsara izay kandidà mendrika hitondra ny kaominina, hoy hatrany izy. Hasehoy ny safidin’ny tsirairay, fa izay no maha tany demokratika ny firenena, hoy ny fanazavany.

 

Sitraka r.     

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana