Dans la męme rubrique

Resaka valifaty Novonoin’izy ireo ilay lehilahy namono an-drainy

28/02/2020

Ny alatsinainy 3 febroary teo dia nitrangana vono olona feno habibina tao amin'ny fokontany Sarinosy, kaominina Ambanivolo Etrotrika, distrikan’i Farafangana.

Resaka valifaty Novonoin’izy ireo ilay lehilahy namono an-drainy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Haraha-maso ireo mpandraharaha mpanafatra entana

28/02/2020

Hifarana anio ny atrikasa fanomanana ireo rafitra hanampiana ny fanondranana ara-barotra ao Toamasina na « Atelier de préparation de la mise en place des structure d’appui au exportateurs ( SAE ) ».

Toamasina Haraha-maso ireo mpandraharaha mpanafatra entana

Hamaky ny tohiny...

Lalana Soanierana-Tsimbazaza Lehilahy 60 taona voaendaka amin`ny 10 ora maraina

28/02/2020

Na dia vao tamin’ny 10 ora maraina aza ny andro dia tsy nahasakana jiolahy telo nanendaka lehilahy iray 60 taona teny Soanierana omaly.

Lalana Soanierana-Tsimbazaza Lehilahy 60 taona voaendaka amin`ny 10 ora maraina

Hamaky ny tohiny...

METEO Ampandrianomby “Manaraka teknolojia tsara ny fitaovana ampiasainay”

28/02/2020

Nanamarika ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby fa manaraka ny teknolojia tsara ny fitaovana ampiasain’ízy ireo

METEO Ampandrianomby “Manaraka teknolojia tsara ny fitaovana ampiasainay”

Hamaky ny tohiny...

Aviation civile de Madagascar Ahiana hamotika ny orinasa ny fanavaozana natao

28/02/2020

Mbola sary ratsy sarotra kosehina teo amin’ny tantaran’ny fitaterana ana habakabaka eto Madagasikara ny nampiditra antsika tao anatin’ny “Annexe B” ny taona 2011 ary tsy nahafahana niala tao anatin’izany raha tsy ny taona 2016.

Aviation civile de Madagascar Ahiana hamotika ny orinasa ny fanavaozana natao

Hamaky ny tohiny...

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

28/02/2020

Tao anatin` ny 15 taona farany dia mihoatra ny tokony ho izy ny isan`ny mponina ka nitombo avo roa heny izany eto an-drenivohitra.

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

Hamaky ny tohiny...

Tsy fananana karatra, fahamamoana, vaky trano Olona 18 no nosamborina tany Vohemar

28/02/2020

Tsy mitsahatra manao fisafoana manerana ny distrikan’i Vohemar ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP any an-toerana.

Tsy fananana karatra, fahamamoana, vaky trano Olona 18 no nosamborina tany Vohemar

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Asan-jiolahy tany Mampikony Voasoroka ny fitsaram-bahoaka

06/11/2019

Nifanarahan'ireo mpividy efa-dahy izay jiolahy mitam-basy sy ny mpivarotra fa tsy aloa ny vidin'omby 6 raha tsy vita ny taratasy.

 

 

 

 

Lasa tsy an-kiteny anefa ireo mpividy, tsy nandoa vola, nentiny ny omby, ny 31 oktobra teo, tao amin'ny tsenan'ombin’i Betsingala Mampikony. Ny 2 novambra tolakandro no tsikaritry ny tompon'omby ny roa tamin'ireo malaso tao Betsingala ka  nosamborina ary naterina tao amin'ny fokontany. Nisy vondron'olona ombam-piadiana efa vonona ny hamono azy ireo ka nanery ny filohan'ny fokontany hamoaka azy ireo. Nampandre avy hatrany ny Zandarimaria Mampikony ny sefo fokontany. Nandefa Zandary tany an-toerana ny tobim-paritra Mampikony  ka nanaiky nalamina ireo vondron'olona tezitra noho ny ombin'ny fianakaviany nangalariny. Rehefa natao ny famotorana sy fisavana, sarona tamin’ireo jiolahy ny basy poleta vita gasy sy bala basim-borona miisa 6. Notadiavina ireo omby ka tratra tany Ambatoaranana, kaominina Komajia, Mampikony. Araka ny resaka manokana tamin’ny zandarin’ny Mampikomy omaly atoandro, ireo tratra no tompon’ny atidohan’ny asa ratsy. Mbola karohina kosa ireo jiolahy roa ambiny sy ilay nametrahana ny omby izay vao nahatsikaritra ny mpitandro filaminana 2 km tsy ho tonga tany Ambatoaranana izay toerana marimarina dia nilefa.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana