Dans la mme rubrique

Ny Rado Rafalimanana Nahazo fahafahana vonjimaika

19/02/2020

Tonga namaly ny antson’ny Fampanoavana amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy i Ny Rado Rafalimanana, filohan'ny ONG Fanahy no Maha Olona,

Ny Rado Rafalimanana Nahazo fahafahana vonjimaika

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

19/02/2020

Notontosaina omaly teny amin'ny fonjaben'Antanimora ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra, notarihin'ny Jeneraly Ramakavelo Désiré ;

Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Fihantsian’i Emmanuel Macron “Tokony hampiantso ny ambasadaoro frantsay ny mpitondra Malagasy.”

19/02/2020

Fihantsiana na “incident diplomatique” no nataon’ny filoham-pirenena frantsay, Emmanuel Macron, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo,

Fihantsian’i Emmanuel Macron “Tokony hampiantso ny ambasadaoro frantsay ny mpitondra Malagasy.”

Hamaky ny tohiny...

Toavina Ralambomahay “Mila manana antoko vao mitondra firenena”

19/02/2020

« Ao anatin`ny efa-taona manaraka dia mila manokana vola mitentina 17,4 miliara dolara ny fanjakana Malagasy.

Toavina Ralambomahay “Mila manana antoko vao mitondra firenena”

Hamaky ny tohiny...

Lohamasinina nampanantenain-dRajoelina Mihemotra fanintelony ny fahatongavany

19/02/2020

Nambara fa mialoha ny faran’ny taona 2019 no ho tonga ny lohamasinina roa ho an’ny zotra FCE.

Lohamasinina nampanantenain-dRajoelina Mihemotra fanintelony ny fahatongavany

Hamaky ny tohiny...

Lisi-pifidianana Hohalavaina 20 andro ny fe-potoana hanamarinana anarana

19/02/2020

Ny 01 desambra 2019 no nisokatra ny lisi-pifidianana ka ny 15 febroary lasa teo no fe-potoana farany hanamarinana izany.

Lisi-pifidianana Hohalavaina 20 andro ny fe-potoana hanamarinana anarana

Hamaky ny tohiny...

Hentitra ny ben’ny tanàna Tsy maintsy diovina Antananarivo

19/02/2020

Miantso ireo manan-trano sy mpanofa rehetra eo amin’ny « avenue de l’indépendance » hanavao ny lokon’ny tranony.

Hentitra ny ben’ny tanàna Tsy maintsy diovina Antananarivo

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kaominina Ampitatafika Omena sehatra ny fanabeazana sy ny famoronan’asa

06/11/2019

Difotry ny olana ara-tsosialy ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy noho ny hasarotan’ny fiainana. Betsaka ireo tsy afaka mampiana-janaka intsony noho izany. Maro ireo tsy misakafo ara-dalàna intsony noho ny tsy fananan’asa….

 

 

 

Hijery manokana ireny karazana olana ireny Rado Ramparaoelina, kandida Ben’ny tanàna laharana fahatelo ao amin’ny kaominina Ampitatafika raha vao lany eo. Omeny sehatra voalohany amin’izany ny fanabeazana ka hisy ny fananganana sekoly vaovao sy ny fanohanana ireo ray aman-drenin’ny mpianatra. Hojerena ihany koa ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana amin’ny alalan’ny fampidirana jiro, tsy ho latsa-danja ny rano fisotro madio. Ankoatra izay dia anisan’ny hampiavaka ny dimy taona hitantanan-dRado Ramparaoelina ny kaominina Ampitatafika ny famoronany asa ho an’ireo tsy an’asa ao amin’ny faritra iadidiany. Eo amin’ilay tanimenabe novidian’olon-tsotra no hanaovana izany izay hananganana toerana manara-penitra toa an’ny galaxy eny Andraharo. Toerana 12 m x 300 no hanaovana azy. Hanamboatra biraon’ny kaominina vaovao ihany koa ny tenany. Tany nomen’olona azy no hatolony ho an’ny kaominina Ampitatafika hananganana izany noho ny fahateren’ny toerana fiantsonan’ny fiarakodia ao amin’ny toerana misy ny kaominina ankehitriny. Fotoam-pivavahana nentina nangatahina tso-drano tamin’Andriamanitra tao amin’ny Ekar Masimbavy Cecile Tangaina omaly no nentin’ity kandida iray ity nanokafana  ny fampielezan-kevitra hatrehiny.

Pati sy Marigny

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana