Dans la mme rubrique

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Fieren-jiolahy ao toamasina Mpiloka 20 voasambotra …

05/11/2019

Nanatanteraka bemidina tao amin’ny tanànan’i Tanambao-Verrerie ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria Tanambao-II, Toamasina ny alakamisy 31 oktobra.

Toerana izay fantatra fa isehoan’ny filokàna an-kalamanjana.Tamin’ny fotoana nahatongavan’ny polisy teny an-toerana dia lehilahy miisa 20 mbola teo am-pilokana no voasambotra avy hatrany.

Fantatra  fa ny toerana nahatrarana azy ireo dia fieren-jiolahy ary efa mampitaraina ny mponina manodidina noho ny tabataba sy ny teny ratsy ary efa matetika no hitrangana fandravana fananan’olona eny amin’ny manodidina noho ny herisetra vokatry ny hamamoana sy fahalanian’ny vola tamin’ny loka. Nentina nanaovana fizahana ny mombamomba azy ireto voasambotra ireto sao misy efa nanan-draharaha na karohina eo anivon’ny polisim-pirenena.

Ho fisorohana ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina no anton’ny fanentanana  nandritra ny volana vitsy tao amin’ny renivohitry ny faritra Atsinanana hiadiana amin’ny filokana an-kalamanjana ny polisy any an-toerana. Taorian’ny fanentanana anefa, tsikaritra fa mbola misy minia manao izany ihany amin’ny toerana sasany ka izao niroso tamin’ny fandraisana andraikitra izao ny mpitandro filaminana.

Haja Nirina 

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana