Dans la męme rubrique

Rajoelina sy Christophe Bouchard Nangatsiaka ny fihaonana, tsy faly ny Frantsay…

29/09/2020

Miha lalina hatrany ny hantsana eo amin` I Madagasikara sy I Frantsa, hoy ny andian-dahatsoratra navoakan’ny gazetiboky amin`ny aterineto Africa Intelligence omaly 28 septambra 2020.

Rajoelina sy Christophe Bouchard Nangatsiaka ny fihaonana, tsy faly ny Frantsay…

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Lasa fampihorohoroana ny lalàna cybercriminalité »

29/09/2020

Ny zavatra nanenjehana ny teo aloha no lasa miverina ankehitriny, hoy ny depiote sady mpahay lalana, Hanitra Razafimanantsoa, nampatsiahy ny tolona nataon’izy ireo niaraka tamin’ny depiote 73 tamin’ny 2 taona lasa.

Hanitra Razafimanantsoa “Lasa fampihorohoroana ny lalàna cybercriminalité »

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana loholona Handeha ila raha ho raikitra, hoy ny HVM

29/09/2020

Nanomboka tamin’ny fanambarana ofisialin’ny antoko politika maro ny 17 septambra teo tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo fa manohitra ny fifidianana loholona kasaina ho

Fifidianana loholona Handeha ila raha ho raikitra, hoy ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana loholona Mifanazava ireo teknisianina!

29/09/2020

“Tsy maintsy miroso amin` ny fitsapankevim-bahoaka vao afaka mandrava ny CENI. Tsy maintsy hirosoana ny fifidianana loholona araka ny lalàna velona eto amin`ny firenena.

Fifidianana loholona Mifanazava ireo teknisianina!

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Gejaina ny fanoherana..

29/09/2020

Amin` izao dia mitsangana ny fanoherana ka mijoro ireo antoko mpanohitra sy fikambanana mitsangana ao anaty fanoherana. Zava-dehibe ny fahatsapana ny tsy fetezana eto amin`ny firenena ka ilaina ny fahasahiana mijoro.

Fiainam-pirenena Gejaina ny fanoherana..

Hamaky ny tohiny...

Depiote Leva Nohelohina higadra 3 taona

29/09/2020

Niakatra fitsarĂ na omaly 28 septambra tao amin'ny tribonaly ambaratonga voalohany ao Morondava i Raveloson Ludovic na Leva, depioten'i Mahabo teo aloha.

Depiote Leva Nohelohina higadra 3 taona

Hamaky ny tohiny...

Raoera Chandoutis “Ampiharo ny fihavanana”

29/09/2020

Mitaky ny hisian` ny fifanatonana eo amin`ny samy mpanao politika manoloana ny fandroritana politika amin` izao fotoana izao ny mpitarika ny firaisamonim-pirenena misahana ny zon` ny olombelona Mijoro Mampandroso Vahoaka, Rtoa Raoera Chandoutis.

Raoera Chandoutis “Ampiharo ny fihavanana”

Hamaky ny tohiny...


Politique

ANDRY RAJOELINA

04/11/2019

Mandeha miafina sy an-tsokosoko mihitsy no azo ilazĂ na ny filoha Andry Rajoelina. Namonjy fihaonam-be tany Abou Dabi indray ity farany nandritra ny faran'ny herinandro.

 

 

 Fiaramanidina manokana mihitsy no nandehanany mba tsy hahafantaran'ny maro hoe lasa izy. Mbola tsy azon’ny mpitondra ankehitriny mihitsy fa ny vahoaka no nifidy azy ary koa ny vahoaka no manakarama ny fitondràna. Mila fantatry ny olona arak’izany ny asa ataon’ny filohan’ny Repoblika fa tsy izay tiany no hatao. Raha tsy izany dia rafitra mpanjaka no mety.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana