Dans la mme rubrique

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

19/02/2020

Mitaraina ho tsy mbola nahazo karama volana janoary ny mpiasa amin’izao fotoana. « Very fanahy mbola velona izahay mpiasa ato amin’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Tandroharena Tsy mety ny « ascenseur » ao amin’ny lapan’i Manjakamiadana

19/02/2020

Nanambara ny avy eo anivon’ny Tandroharena na fikambanan’ireo mpikaroka momba ny vakoka sy lova ary harem-pirenena fa voasokajy ho anisan’ny vakoka ny rovan’i Manjakamiadana.

Fikambanana Tandroharena Tsy mety ny « ascenseur » ao amin’ny lapan’i Manjakamiadana

Hamaky ny tohiny...

Tany 60 000 ha any Bas-Mangoky “Ahiana ho lasan’ny Arabo tahaka ny any Serbie”

19/02/2020

Mitohy ny ahiahy amin’ny fanomezana 60 000Ha hampisain’ny orinasa Arabo Emirate Elite Agro LLC,

Tany 60 000 ha any Bas-Mangoky “Ahiana ho lasan’ny Arabo tahaka ny any Serbie”

Hamaky ny tohiny...

Fampiasan’ny fanjakana ny volan`ny CNaPS Maro ny ahiahy mbola mitoetra

18/02/2020

Nandritra ny fihaonan`ny filoha Rajoelina tamin`ny mpanao gazety teny Iavoloha ny volana janoary lasa teo dia nanambara izy fa

Fampiasan’ny fanjakana ny volan`ny CNaPS Maro ny ahiahy mbola mitoetra

Hamaky ny tohiny...

Mahanoro dibo-drano Tonga ny fanampiana

18/02/2020

Nidina avy hatrany, nijery ny zava-misy sy nankahery ny traboina tany amin’ny distrikan’i Mahanoro,

Mahanoro dibo-drano Tonga ny fanampiana

Hamaky ny tohiny...

Fanalam-baraka sy resaka mamoafady Hitory ireo mpanely tsaho ny SPAT Toamasina

18/02/2020

Tao anatin’ny andro vitsy izay dia niparitaka tamin’ny pejy facebook iray misandoka ny SPAT (Société du Port à Gestion Autonome de Toamasina)

Fanalam-baraka sy resaka mamoafady Hitory ireo mpanely tsaho ny SPAT Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Faty etsy, herisetra eroa Noloarana ny zaza tao an-kibon’ílay vehivavy

18/02/2020

Nisehoana fahatezeram-bahoaka tao an-tampon-tanànan'Ambilobe taorian'ny fampitam-baovao teo amin'ny tambajotra « Facebook »izay

Faty etsy, herisetra eroa Noloarana ny zaza tao an-kibon’ílay vehivavy

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Loza tampoka tany Ambatolampy Tsaboina any La Réunion ny minisitry ny Atitany

04/11/2019

Nifanindran-dalana tamin’ny fahalasanan’ny mpanakanto Dadah tao amin’ny tarika Mahaleo dia fantatra ihany koa omaly alahady fa nalefa niatrika fitsaboana maika atsy amin’ny nosy La Reunion

 

 

 

 

 ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana Atoa Tianarivelo Razafimahefa.Raha ny fampitam-baovao ofisialy avy amin’ny fitondram-panjakana dia nianjera avy teo ambony sehatra tao amin’ny kianja monisipaly Ambatolampy-Antsirabe omaly alahady ny tenany.Naratra mafy ity minisitra ity noho izany ka misy fitiliana lalindalina kokoa tsy maintsy atao amin’ny vatany mba hahafantarana nytena manjo azy marina.Na izany aza anefa dia tsy misy atahorana ny ainy, hoy hatrany ny  fampitam-baovao ofisialy avy amin’ny governemanta.Tsy nisy fanambarana mazava kosa anefa hoe rahoviana no afaka hiverina handray ny asany ity minisitra ity, na hoe iza no hisolo vonjimaika ny toerany izay tena saropady tokoa satria anisan’ireo ministeran’ny fiandrianam-pirenena.Raha ny fanafantarana azy dia olona tomady sy matanjaka ny minisitra Tianarivelo Razafimahefa, izay anisan’ny tanora ao anatin’ny governemanta.Miandry ny fivoaran’ny toe-draharaha ny rehetra.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana