Dans la męme rubrique

Tompon’andraikitry ny HJRA Ampefiloha Tsy nisy olona velona nalefa tany amin’ny “Morgue” izany

14/02/2020

Nanome ny heviny ny mpitsabo ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha fa tsy nisy an’izany olona mbola velona ka nalefa tany amin’ny tranom-paty, araka ny vaovao niely izany mihitsy.

Tompon’andraikitry ny HJRA Ampefiloha Tsy nisy olona velona nalefa tany amin’ny “Morgue” izany

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana teny Itaosy Ireo mpiasa ihany no nandromba ilay “Cash Point”

14/02/2020

Notanana am-ponja vonjimaika ireo mpiasa 3 voarohirohy ho nanafika ihany ilay “cash point” teny Itaosy Cité ny alatsinainy 10 febroary lasa teo. Tsy fantatra sy tsy voazava hatreto ny fomba nahafahan’izy ireo nitsoaka.

Fanafihana teny Itaosy Ireo mpiasa ihany no nandromba ilay “Cash Point”

Hamaky ny tohiny...

Sambo goavam-be tao Nosy be Norarana tsy hidina ireo mpaneha sao misy voan’ny Coronavirus

14/02/2020

Norarana tsy nahazo nidina hitsidika an'i Nosy be sy hiditra ny Nosy ny mpandeha tamin’ny sambo paquebot Sun princess, izay nitondra mpizahatany maro.

Sambo goavam-be tao Nosy be Norarana tsy hidina ireo mpaneha sao misy voan’ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Vono olona mahatsiravina Notsatotsatohana antsy ilay ramatoa bevohoka

14/02/2020

Nisehoana tranga nampalahelo teny Anosibe akaikin’ny Paharmacie Volahanta ny alarobia alina. Zazavavy 12 taona no nitsoaka ka nampandre ny raibeny sy renibeny teny Anosipatrana, andro amin’ny 10ora alina mahery.

Vono olona mahatsiravina Notsatotsatohana antsy ilay ramatoa bevohoka

Hamaky ny tohiny...

Toetrandro Faritra maro no hanoram-baratra amin’ny faran’ny herinandro

14/02/2020

Tany amin’ny 170 km Atsinanan’i Toamasina no misy ny ivon’ilay sisan-drahona navelan’ny rivodoza Francisco omaly alakamisy tamin’ny 01 ora folakandro.

Toetrandro Faritra maro no hanoram-baratra amin’ny faran’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Kaompania Air Madagasikara Maro ny hetra alaina aminy

14/02/2020

Manoloana ny fitarainan’ireo mpanjifa ny zotra ana habakabaka Air Madagascar izay lafo loatra mitaha amin’ireo kaompania hafa dia nanamafy ny filohan’ny filankevi-pitantanana ity kaompania Malagasy ity,

Kaompania Air Madagasikara Maro ny hetra alaina aminy

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahana volamena tsy ara-dalĂ na Orinasa sinoa tratry ny fitsaram-bahoaka

13/02/2020

Niharan’ny hatezeram-bahoaka ny fitrandrahana volamena voalaza fa tsy ara-dalàna tao amin’ny fokontany Ambalatany kaominina Andranomavo distrika Mananjary.

Fitrandrahana volamena tsy ara-dalĂ na Orinasa sinoa tratry ny fitsaram-bahoaka

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Loza teny Soanierana Mpitondra scooter roa tena voa mafy

31/10/2019

Mpitondra moto roa no niharan-doza tetsy Soanierana manakaiky ny Passiflore halina tokony ho tamin’ny 10 ora teo.

 

Raha ny fitantaran’ny olona teny an-toerana dia nisy scooter tazana nandeha mafy  avy any Ankadimbahoaka, nidofotra avy hatrany tamina fiara 4x4. Mbola nisy scooter iray hafa indray saika hiakatra “trottoir”, nidona tamina fiara hafa izay nijanona teo amoron-dalana. Samy torana tsy nahatsiro tena ireo  lehilahy roa nitondra scooter izay nianjera mafy tokoa. Nentina avy hatrany any amin’ny hopitaly Hjra moa izy ireo. Hita ho voa mafy ihany. Loza roa izany no nitranga tao anatin’ny 15 minitra teny Soanierana halina. Ny vaovao farany nangonina no nahafantarana fa samy miady amin’ny fahafatesana ireo roalahy. Mila fitandremana ny fifamoivoizana, indrindra rehefa amin’ny alina.

Nangonin’i Rivo TS

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana