Dans la mme rubrique

Sefo fokontany Mba tsy ho fitaovana politika intsony…

17/02/2020

Araka ny lalàna mifehy ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana dia telo volana aorian`ny fandraisan`ny ben`ny tanàna ny andraikiny ka tokony hiroso amin`ny fanendrena ny sefom-pokontany izy atsy ho atsy.

Sefo fokontany Mba tsy ho fitaovana politika intsony…

Hamaky ny tohiny...

Filankevitry ny fampihavanana Malagasy Miisa 4 no nahazo famotsoran-keloka tamin’ny 2019

17/02/2020

Araka ny lalàna lah. 2016-037 tamin`ny 02 febroary 2017 dia anisan` ny fahefana omena ho an`ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (CFM) ny famotsoran-keloka.

Filankevitry ny fampihavanana Malagasy Miisa 4 no nahazo famotsoran-keloka tamin’ny 2019

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana sy gaboraraka Tsy afaka hiaraka mandrakizay

14/02/2020

Adihevitra tsy hifankahitana indray no ateraky ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Fiadidian’ny tanànan’Antananarivo tamin’ny fanapahan-kevitra nanaisotra ireo mpivarotra amoron-dalana ho an’ny tombontsoan’ny rehetra.

Fampandrosoana sy gaboraraka Tsy afaka hiaraka mandrakizay

Hamaky ny tohiny...

Fikambanan’ny Tangalamena “Aleo hataonay ny fampihavanam-pirenena”

14/02/2020

Mbola mitombina ny fanaovana fampihavanam-pirenena araka ny fomba maha Malagasy, hoy ny fikambanan’ny Tangalamena eto Madagasikara.

Fikambanan’ny Tangalamena “Aleo hataonay ny fampihavanam-pirenena”

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao “Mikatso tanteraka ny fampandrosoana”

14/02/2020

Tapaka taorian’ny filankevitry ny minisitra omaly fa voatendry ny governora eo anivon’ ny faritra Vakinankatra sy Vatovavy Fitovinany.

Rivo Rakotovao “Mikatso tanteraka ny fampandrosoana”

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana ny Renivohitra Mila lamina maty paika

14/02/2020

Hita ho somary sahirana ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina, amin’ny fandaminana an’Antananarivo renivohitra, tsy misy ny vahaolana mahomby momba ireo mpivarotra anaty arabe sy amoron-dalana.

Fampandrosoana ny Renivohitra Mila lamina maty paika

Hamaky ny tohiny...

Depiote mikasa hanongana praiminisitra Diso lalana, hoy ny ABA

14/02/2020

Ao anatina firenena demokratika isika ary lalao politika io mitranga eny amin’ny antenimieram-pirenena io, hoy ny filoha mpanorina ny antoko politika ABA, Dany Rakotoson,

Depiote mikasa hanongana praiminisitra Diso lalana, hoy ny ABA

Hamaky ny tohiny...


Politique

Naivo Raholdina “Miteniteny foana ny minisitry ny fampianarana”

31/10/2019

Nanao antso sy fangatahana ho an-dRamatoa minisitry ny fampianarana sy ny tompon’andraikitra rehetra miaraka aminy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara Naivo Raholdina

 

 

 

 voafidy teny amin’ny boriborintany fahadimy mba hitondra fanazavana maika ho an’ny ray aman-drenin’ny mpianatra eny amin’ny Sekoly Fanabeazana Fototra (EPP). Lasa niteraka korontana amin’ny EPP maro tahaka ny eny amin’ny boriborintany fahadimy eny Ambohidahy, Ambatokaranana, Tsarahonenana, Ambatomaro, Saovimasoandro ary mampiady ny ray aman-dreny sy ny tale ary ny mpampianatra mihitsy mantsy ny fanambaran’ny minisitera manao hoe : maimaimpoana ny fidirana amin’ny sekolim-panjakana rehetra. Mbola mandoa latsakemboka 2 ka hatramin’ny 4 alina ariary  anefa ny mpianatra ary tsy tafiditra mianatra mihitsy raha tsy voaefa io. Mody atao maimaimpoana kanefa rehefa hiditra ny varavaran’ny fianarana dia takiana ary tsy maintsy mandoa. Noho izany rehetra izany dia mangataka amin’ny minisitera ny tenany hitondra fanazavana ny amin’ny “caisse d’école” ary hanampy ireo ray aman-dreny ireo amin’ny latsakemboka aloan’ny FRAM hanamaivana ny fahasahiranana satria io no tena manavesatra eny amin’ny sekolim-panjakana. Ankoatra izay, nanatanteraka ny asa sosialy mahazatra azy ny fikambanana fanantenana FAFI-5 ka nanolotra fitaovam-pianarana toy ny kahie, penina, torosy hatramin’ny vary sy laoka ary fitafiana sy kiraro.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana