Dans la mme rubrique

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

18/11/2019

Kihon-dalana farany ho an’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben’ny tanàna ity herinandro ity. Amin’ny heriny anio dia ny alatsinainy 25 novambra no hikatona tanteraka izany.

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

18/11/2019

Nitondra ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Constant Raveloson.

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

18/11/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny antoko politika Otrikafo manoloana ny fisian’ny fihaonana eo amin’ireo

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

18/11/2019

Anio ny fihaonana voalohany eo amin'ny an-daniny Malagasy sy ny an-kilany Frantsay handinihana ny famerenana ny Nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana.

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

18/11/2019

Nanentana ny fitondram-panjakana fa tokony hanangana ny sainam-pirenena fotsy, mena, maitso ny Malagasy rehetra anio alatsinainy 18

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

15/11/2019

Raha tsy maintsy hanao tanàna vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

15/11/2019

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lisi-pifidianana Tsy mbola tonga eny anivon’ny fokontany

30/10/2019

Hanomboka amin’io herinandro mitsidika io, ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ben’ny tanàna manerana ny nosy.

 

 

 

 Samy manana  ny vina sy ny fandreseny lahatra an’ireo olona hifidy azy ny kandidà rehetra na miankina na miara-dia amin’ny fitondrana. Hafotaka io propangady ion oho izy manakaiky ny vahoaka. Tsy afaka ny hanao na inona na inona ny eny anivon’ny fokontanysatria tsy mbola tonga eny ny lisi-pifidianana hatramin’ny anio. Raha ny tokony ho izy, iray volana mialoha ny fampielezan-kevitra no azo jerena ny anaran’ireo mpifidy, mba ialana amin’ny fimenomenomana. Matoa taraiky dia misy antony ao (ndlr : olana teknika na zavatra hafa mihitsy). Ny eo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny Ceni no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanavaozana sy ny fanatsarana io lisi-pifidianana io. Marihana, hoy ny sefo fokontany, fa tsy misy fiovany io lisitra io, fa efa nohatsaraina sy nohavaozina. Andrasana noho izay ny fahatongavan’ny lisitra  eny anivon’ny fokontany, hoy hatrany ny fanazavana voaray tamin’ireo sefo fokontany.

Sitraka r.        

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana