Dans la mme rubrique

Lalàna momba ny fanoherana Efa adino tanteraka

21/02/2020

Fanamby napetraky ny filoha Rajoelina hatrany ny hoe “izay zavatra tsy vitan`ireo mpitondra nifanesy taorian`ny fahaleovantena dia hotanterahiko ao anatin`ny dimy taona”.

Lalàna momba ny fanoherana Efa adino tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Fampidiran-ketra taona 2020 4029 miliara ariary no hotratrarina

20/02/2020

Nisy ny fihaonana niarahan’ny Fitantanana Ankapoben’ny Hetra (DGI) sy ireo solontenan’ny vondron’orinasa (groupements) tetsy amin’ny DGE (Direction des Grandes Entreprises) Amparibe.

Fampidiran-ketra taona 2020 4029 miliara ariary no hotratrarina

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany any Atsimo Hanao hetsika vonjy aina ny fanjakana

20/02/2020

Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly fa hanatanteraka hetsika vonjy aina hamatsiana rano sy sakafo ireo mponina lasibatry ny haintany any atsimo ny fitondram-panjakana .

Hain-tany any Atsimo Hanao hetsika vonjy aina ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

18/02/2020

Mitaky ny famotsorana an`i Thomas Razafindremaka (TR) ny vondron`ny firaisamonim-pirenena PFNOSCM VOIFIRAISANA.

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

Hamaky ny tohiny...

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

18/02/2020

Lasa tranga efa mahazatra ny mpanara-baovao ny mandre sy mahita zaza tsy ampy taona, nangarom-paosy, nanao sinto-mahery ka tratra.

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

Hamaky ny tohiny...

Voka-dratsin’ny Coronavirus amin’ny toekarena malagasy Azo sorohana, hoy ny mpahay toekarena

17/02/2020

Ny fifamezivezen’ny olona sy ny entana maneran-tany mihitsy dia voafetra satria samy mametraka ny paikady anatiny sy ivelany ny firenen-drehetra mba hahafahana mampihena sy manafoana ny valan’aretina Coronavirus,

Voka-dratsin’ny Coronavirus amin’ny toekarena malagasy Azo sorohana, hoy ny mpahay toekarena

Hamaky ny tohiny...

Fanofanana ny mpianatry ny sekoly teknika Hohatsaraina, hoy ny minisitra

17/02/2020

Tanora afaka mamorona asa ho fanatsarany ny hoaviny sy hampandrosoany ny fireneny no hapetraka manomboka izao, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy fampiofanana teknika, Rijasoa Josoa Andriamanana.

Fanofanana ny mpianatry ny sekoly teknika Hohatsaraina, hoy ny minisitra

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Seranan-tsambon’i Toamasina Ho tonga anio ny solika 56 tapitrisa litatra

25/10/2019

Ho tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina anio zoma amin’ny 6 ora maraina ny sambo lehibe mitondra solika.

 

 

Lasantsy 16 tapitrisa litatra sy gazoala 40 tapitrisa litatra no ho tonga, izany hoe mitotaly 56 tapitrisa litatra. Io no hiantoka ny solika ampiasaina eto Madagasikara mandritra ny volana novambra raha ny fanazavan’ny minisitry angovo omaly. Eny amin’ny tobin-tsolika  Alarobia moa no miainga ny  fitsinjarana mankany amin’ireo toby fivarotan-tsolika, ary hiasa amin’ny alina mihitsy ireo fiara be mpitatitra mba hahatonga azy ireny ara-potoana. Aoka tsy hividy solika be mihoatra ny fanjiafana mahazatra isika fa io no mahatonga ny filaharam-be, hoy ny minisitra. Etsy an-kilan’izay anefa dia mbola tsikaritra ihany omaly ny filaharana tamina toby fivarotan-tsolika teto Antananarivo, ary nisy ireo nikatona fa hoe lany ny solika tahiry tao aminy. Raha ny fantatra dia efa nisy ampahan-tsolika tahiry avy any Mahajanga ihany koa nalefa aty Antananarivo ary re fa efa nalefa ihany koa ny kaomandy manaraka mba tsy hiverenan’ny olana intsony.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana