Dans la męme rubrique

Hetsika ara-panatanjahantena AFIFAB Raikitra ny fiadiana ny “Amboaran’ny filohan’ny FJKM”

04/11/2019

Eny amin’ny kianjan’ny sekoly Paul Minault Androhibe, nanomboka tamin’ny sabotsy 02 novambra 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny faha-20 novambra ho avy izao, no hanatontosana ny hetsika ara-panatanjahantena

Hetsika ara-panatanjahantena AFIFAB Raikitra ny fiadiana ny “Amboaran’ny filohan’ny FJKM”

Hamaky ny tohiny...

COHEN BERA Nindaosin’ny fahafatesana ny vady andefimandriny

04/11/2019

Nindaosin’ny fahafatesana ny Alakamisy lasa teo Rtoa Volahanta Cohen, vady andefimandrin’i Cohen Bera, filoha mpanorina ny finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima eto Madagasikara.

COHEN BERA Nindaosin’ny fahafatesana ny vady andefimandriny

Hamaky ny tohiny...

Fiangonana Anglikanina Ambanidia Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao

31/10/2019

Toy ny fanaony isan-taona dia hanamarika ny fetin’ny taranaka indray ny fiangonana anglikanina (EEM) Ambanidia ny alahady 03 novambra 2019 izao.

Fiangonana Anglikanina Ambanidia Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao

Hamaky ny tohiny...

Fiangonana Anglikanina Ambanidia Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao

30/10/2019

FAHA-40 TAONAN’NY FFKM Voafidy ny hira faneva sy ny sary famantarana

21/10/2019

Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy teo tetsy amin’ny Saint Michel Amparibe ny fisafidianana ny sary famantarana sy ny hira fanevan’ny

FAHA-40 TAONAN’NY FFKM Voafidy ny hira faneva sy ny sary famantarana

Hamaky ny tohiny...

Bishop Lalaina Andriamisolo “Tsy mora ny manarina an’i Madagasikara.”

11/10/2019

Ny fisian’ny mpaminany sandoka dia tsy midika fa tsy misy ny mpaminany marina, hoy ny Bishop Lalaina Andriamisolo

Bishop Lalaina Andriamisolo “Tsy mora ny manarina an’i Madagasikara.”

Hamaky ny tohiny...

Finoana

FJKM Fieferana Andrainarivo Loharano Nolokoana ny fiangonana anatiny sy ivelany

24/10/2019

Ny 2 sy ny 3 novambra ho avy izao no hankalaza ny faha 150 taona niorenan’ny fiangonana FJKM Fieferana Andrainarivo Loharano.

Ny 2 novambra ho avy izao no ivon’ny fankalazana ary ny 3 novambra kosa no fetin’ny tanaraka. Araka ny fanazavana nentin’Atoa Ratsimbazafy René,  filoha lefitry ny diakona ao amin’io fiangonana FJKM io, dia ny fanatsarana ny anatin’ny fiangonana sy ny ivelany ary ny fandokoana ny trano fiangonana rehetra no tsangambaton’ny faha-150 taona. Nambarany fa efa vita ny fandokoana ny fiangonana. Fanatsarana tanteraka no natao, teo ny fandokoana ny « plafond », ny jiro izay natao « illustre », ny fandokoana ny trano rehetra, hatramin’ny trano fisainana. Nomarihan’ity filoha lefitry ny diakona ity hatrany, fa ny 3 novambra izao no fetin’ny taranaka, dia hisy ny fiara iraisana sy iombonana miala eo amin’ny Soloprix. Miantso ny mpino sy ny taranaka noho izany ity tompon’andraikitra ity, mba  hamonjy ny ivon’ny fankalazana sy ny fetin’ny taranaka. Hisy ny sakafo iraisana amin’io alahady 3 novambra io,  koa samia mitondra fitaovam-pihinanana, fa ny fiangonana no miantoka ny sakafo ary hisy ny nofon-kena mitam-pihavanana amin’io alahady io, hoy ny fanazavana.

Sitraka r.  

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana