Dans la męme rubrique

ACMIL Antsirabe Mampiahiahy ny nahafaty ilay mpanamory…

13/11/2019

Mpianatra ho manamboninahitra mpanamory fiaramanidina Antsoina hoe Rakotoson Mamimaherimanana Andrianina, 33 taona anisan’ireo afa-panadinana ho mpanamory no namoy ny ainy.

ACMIL Antsirabe Mampiahiahy ny nahafaty ilay mpanamory…

Hamaky ny tohiny...

Vola sandoka Mirongatra rehefa misy fifidianana

13/11/2019

Miasa ny vola rehefa vanim-potoan’ny fifidianana toy izao ary tsy azo ihodivirana.

Vola sandoka Mirongatra rehefa misy fifidianana

Hamaky ny tohiny...

Fiarovana ny zon’olombelona Ratsy toerana i Madagasikara

13/11/2019

Nisongadina indray ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona, indrindra ho an’ny ankizy sy ny mahakasika ny vehivavy.

Fiarovana ny zon’olombelona Ratsy toerana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana faobe Voambolana diso

13/11/2019

Tsy misy ny fitsarana faobe na « audience forraine », hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara, Clément Jaona.

Fitsarana faobe Voambolana diso

Hamaky ny tohiny...

Clément Jaona Hiady ho an’i Faniry Ernaivo ny SMM

12/11/2019

Izy tenany no nampahafantatra ahy fa voaroaka izy ary tamin’ny alalan’ny “compte fake” fa hatreto tsy mbola nisy fanambarana ofisialy avy amin’ny Filankevitra ambonin’ny Mpitsara (CSM),

Clément Jaona Hiady ho an’i Faniry Ernaivo ny SMM

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro ao amin’ny JIRAMA Tale maromaro nesorina

12/11/2019

Nirarakopana ny fanesorana tompon’andraikitra tao amin’ny orinasa Jirama omaly.

Savorovoro ao amin’ny JIRAMA Tale maromaro nesorina

Hamaky ny tohiny...

Aretin’ny voasarin’Ambohijafy Nahitan’ny VSM fanafana

12/11/2019

Nankalazaina tetsy amin’ny Tahala Rarihasina omaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Siansa.

Aretin’ny voasarin’Ambohijafy Nahitan’ny VSM fanafana

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Krizin-tsolika sy delestazy Nokianin’ny depiote Ratsivahiny ny praiminisitra

24/10/2019

Manoloana ireo olana sedrain'ny Malagasy ankehitriny toy ny Jiro tapaka,

 

 

 

 rano tsy misy, ny solika tsy misy tampoka dia miandry sy mitaky fanazavana avy amin'ny praiminisitra Ntsay Christian, amin'ny maha lehiben'ny mpanatanteraka azy, ireo mpiara-dia amin'ny filoha Rajoelina. Anisan'izany ny solombavambahoakan'i Madagasikara, Andry Ratsivahiny voafidy teny Atsimondrano. Marina fa misy minisitra tompon’andraikitra eo fa ianao no tena tompon’andraikitra voalohany, hoy ity depiote IRD ity. Esory izay tsy mahavita. Hazavao ny zava-misy fa aza atao tompon-trano mihono ny vahoaka, hoy ihany izy. Nohamafisiny fa tsy hiandry ny filoha Rajoelina hanazava amin'ny vahoaka ny governemanta fa tokony hihetsika. Efa mazava ny toromarika nomeny, hoy izy ka rehefa fantatry  ny Malagasy ny zava-misy dia izany no tsara indrindra fa lasa miahiahy ny olona. Manaporofo izao tranga izao fa efa misy zavatra tsy dia milamina intsony koa ao an-dapa sy eo amin’ireo samy manampahefana satria depioten’ny antoko eo amin’ny fitondrana no manakiana mivantana ny praiminisitra izay neken’izy ireo sy notendren’ny filohan’ny Repoblika.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana