Dans la męme rubrique

Mangarahara momba ny tetibolam-panjakana Tena mbola ratsy ny naoty azon’i Madagasikara

30/09/2020

Mirafitra 2 ny antenimiera eto Madagasikara dia ny antenimierandoholona sy antenimieram-pirenena, hoy ireo fiarahamonim-pirenena. Mifidy sy tokony hanara-maso ny tetibola fidiany izy ireo.

Mangarahara momba ny tetibolam-panjakana Tena mbola ratsy ny naoty azon’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Nosy-Be Vonona handray ireo mpizahatany

29/09/2020

Nidina ifotony nijery ny fizotran` ny fiomanana amin`ny fisokafana ho an`ny mpizahatany avy any ivelany ny minisitry ny fitaterana, ny fizahan-tany ary ny famantarana ny toetry ny andro, Joel Randrimandranto, omaly.

Nosy-Be Vonona handray ireo mpizahatany

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa fihariana Efa namoahana 25 miliara ariary

29/09/2020

Hatreto dia orinasa miisa 392 manerana ny nosy no efa nandray ny fanohanan’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny tetikasa Fihariana na hoe “Miarina by Fihariana”, raha ny fampitam-baovao voaray momba izany omaly.

Tetikasa fihariana Efa namoahana 25 miliara ariary

Hamaky ny tohiny...

Harena an-kibon’ny tany 50 Ar no hividianana ny « Mica » any Betroka

28/09/2020

Manao antso avo amin'areo mpitondra fanjakana , indrindra ny Minisitra misahana ny Varotra , ny Minisitra misahana ny Harena akibon'ny tany ny Solombavambahoaka Nicolas Randrianasolo voafidy tany Betroka. Mitotongana izay tsy izy intsony ny vidin'ny

Harena an-kibon’ny tany 50 Ar no hividianana ny « Mica » any Betroka

Hamaky ny tohiny...

Fanarenana ny toekarena “Tsy ho vita raha tsy eo ny sehatra tsy miankina”

28/09/2020

“Tokony jerena ny fanarenana ny toekarena indrindra ny fanampiana ireo orinasa tsy miankina izay fototry ny fampandrosoana.

Fanarenana ny toekarena “Tsy ho vita raha tsy eo ny sehatra tsy miankina”

Hamaky ny tohiny...

Tetibolam-panjakana 2021 Tsy hitarazoka intsony ny fandaniana azy ?

22/09/2020

Araka ny voafaritra ao amin` ny and. faha-75 ao anatin` ny lalámpanorenana dia “ny volana oktobra ny fotoam-pivoriana faharoa izay atokana indrindra amin` ny fandaniana lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana” eo anivon` ny parlemantera. Raha tsiahivina dia ny roa volana lasa no lany ny LFR 2020.

Tetibolam-panjakana 2021 Tsy hitarazoka intsony ny fandaniana azy ?

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Ambatovy Hiala ny Sherritt Kanadianina

15/09/2020

Hiala tanteraka amin'ny fitrandrahana nikela sy kobalta ao anatin’Ambatovy ny Sherritt International rehefa niditra teo ambany fiarovan'ny lalàna amin'ny bankiropitra any Kanada.

Orinasa Ambatovy Hiala ny Sherritt Kanadianina

Hamaky ny tohiny...


Toekarena

Fampiroboroboana ny sehatra fizahantany Niara-niasa ny India sy ny ONTM

22/10/2019

Ny 21 ka hatramin'ny 24 oktobra 2019 dia ho any India ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny kaompania Air Madagascar, Air Austral, Tsaradia ary ny Air Mauritius.

 

 

 

 Tanjona ny hampisehoana fa matihanina ny Malagasy ary manana tombony tanteraka i Madagasikara. Hihaona amin'ireo mpandraharaha mpizahatany sy ireo mpisehatra amin’ny fizahantany ny solontena Malagasy ka anisan’izany ny any New Delhi, Mumbai, Bangalore ary Chennai.  Maro ihany koa ireo tolotra ara-pizahantany isan-karazany hatolotry ny mpandraharaha Malagasy. Ao anatin’ny tanjona apetraky ny minisiteran'ny fitaterana, fizahantany ary ny famantarana ny toetr’andro izao ary hisintomana an’i India mba hanao ho laharam-pahamehana ny fizahantany eto Madagasikara. Ny fisokafana amin’ny India ihany koa dia hanampy ireo tetikady stratejika ho an'i Madagasikara hahafahana hampitombo ny sehatra fizahantany noho izy ireo efa be traikefa. Ankoatra izay, tsara ny safidy satria mandrisika ny fisian'ny sidina mivantana any India miainga avy any La Réunion sy Maorisy mankaty Madagasikara.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana