Dans la mme rubrique

Naina Andriantsitohaina “ Lazao fa mpandainga aho fa tsy olana…”

30/09/2020

Nafana ny resaka nandritra ny fanokafana ny fivorian’ny mpanolotsain’ny kaominina Antananarivo natrehin’ny ben’ny tanàna Atoa Naina Andriantsitohaina omaly.

Naina Andriantsitohaina “ Lazao fa mpandainga aho fa tsy olana…”

Hamaky ny tohiny...

Avaradrano Vita ny lalana amina kaominina maro

30/09/2020

Nanao fitsidihana ara-teknika tany amin'ireo asa rehetra nataon` ny ekipan'ny Faritra Analamanga omaly tany amin` ny distrikan` Avaradrano.

Avaradrano Vita ny lalana amina kaominina maro

Hamaky ny tohiny...

Orinasa AAA Efa nihoarana lavitra ilay fanakatonana 15 andro

30/09/2020

40 andro mahery izay no nanombohan’ny fanakatonana ny orinasa AAA niainga tetsy Behoririka ny 19 aogositra, nitohy tany Toamasina ny 27 aogositra, Andranomanelatra ny 01 septambra, ary tany Fianarantsoa ny 02 septambra.

Orinasa AAA Efa nihoarana lavitra ilay fanakatonana 15 andro

Hamaky ny tohiny...

Régis Ramamonjisoa “Efa te hitroatra ny vahoaka”

30/09/2020

Matoa ny zava-misy ankehitriny miha mafana dia misy mampirehitra, hoy ny filoha lefitry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, sampana Mahajanga, Régis Ramamonjisoa.

Régis Ramamonjisoa “Efa te hitroatra ny vahoaka”

Hamaky ny tohiny...

Demokrasia sy ny fampandrosoana Mikatri-doha ireo Parlemantera SADC

30/09/2020

Mandray anjara amin` ny « Forum parlementaire de la SADC » ny solombavambahoakan’i Madagasikara.

Demokrasia sy ny fampandrosoana Mikatri-doha ireo Parlemantera SADC

Hamaky ny tohiny...

VMMF sy raharaha “Ecran plat” “Aoka tsy ho vary mangatsiaka ny fitorianay ”

30/09/2020

Iray volana izay no nametrahanay fitoriana teo anivon’ny Fitsarana avo na HCJ sy ny sampan-draharaha misahana ny kolikoly na PAC mikasika ny raharaha “écran plat” teo anivon’ny CCO, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Vovonana Malagasy manarina firenena na VMMF, tetsy Mahamasina omaly.

VMMF sy raharaha “Ecran plat” “Aoka tsy ho vary mangatsiaka ny fitorianay ”

Hamaky ny tohiny...

Politika Rahoviana vao hisy mpanohitra tena ofisialy ?

30/09/2020

Mbola tsy nisy ny mpanohitra ofisialy raha ny tantaran`i Madagasikara no zohina. Raha tamin`ny andron` ny Repoblika faharoa, nampandany ny lalàmpanorenana vaovao tamin’ny desambra 1975 ny filoha Ratsiraka.

Politika Rahoviana vao hisy mpanohitra tena ofisialy ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tetikasa Tana-masoandro Miantso fifampidinihana ny depiote Alain Ratsimbazafy

22/10/2019

Miantso fifampidinihana eo amin’ny fitondram-panjakana sy ireo vahoaka voakasik’ilay tetikasa Tana-masoandro ny solombavambahoaka voafidy eny Atsimondrano Atoa Alain

Ratsimbazafy mialoha ny hanatanterahana  ny tetikasa. Aminy mantsy dia misy ihany ireo tsy fahatomombanana amin’ny fanatanterahana ity tetikasa ity toy ny fifampiresahana mivantana amin’ireo vahoaka eny ifotony, ny fanaovana fanadihadiana momba ny fananan’ilay olona voakasika, ny fiantraikan’izany amin’ny resaka tontolo iainana… Na ireo vahoaka teny ifotony toa an’Ankadimanga sy Ambohidrapeto ary Fiombonana eny Atsimondrano aza mantsy, hoy izy tsy nahalala akory fa hototofana ny taniny raha tsy tonga teny  an-toerana ny tompon’andraikitry ny APIPA. Mbola lesoka hafa ihany koa, hoy izy ny tsy fisian’ny peta-drindrina mampahafantatra  ilay tetikasa ho hitam-poko, hitam-pirenena eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany. Nomarihin’ity solombavambahoaka ity fa misy ny tany malakaka azo hanatanterahana ity tetikasa tana-masoandro ity noho izany azo atao tsara ny mamindra izany amin’ny toeran-kafa  hiarovana ny vahoaka amin’ireo tany efa nohajariany an-taonany maro sy ho fitandroana ireo karazana vakoka mampalaza an’i Madagasikara. Izany rahateo no fangatahan’ireo vahoaka eny Atsimondrano.

Pati

Legende : Alain Ratsimbazafy, solombavambahoaka voafidy teny amin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana