Dans la mme rubrique

Coupe Arabe U20 Nandresy an’i Djibouti ny Barea

18/02/2020

Tsara fanombohana ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny “Coupe Arabe U20” tanterahina any Arabie Saoudite. Nivoaka mpandresy tamin’ny isa 4-3 isika nanoloana an’i Djibouti omaly.

Coupe Arabe U20 Nandresy an’i Djibouti ny Barea

Hamaky ny tohiny...

Orange Pro-League Malagasy Nomontsanin’i Elgeco Plus 7-0 ny Club M Mananara

18/02/2020

Tontosa omaly alatsinainy 17 febroary maraina tetsy amin’ny Elgeco Stadium By Pass Ambohijanaka ny fanohizana ny lalaon’i Elgeco Plus Analamanga sy ny Club M Mananara

Orange Pro-League Malagasy Nomontsanin’i Elgeco Plus 7-0 ny Club M Mananara

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra – Tompondaka rejionaly D-1 Matsiatra Ambony Amin’ny alahady 23 febroary ny lalao famaranana

18/02/2020

Hotontosaina amin’ny alahady 23 febroary 2020 ho avy izao, manomboka amin’ny 2ora30, ao amin’ny kianja maoderina

Baolina kitra – Tompondaka rejionaly D-1 Matsiatra Ambony Amin’ny alahady 23 febroary ny lalao famaranana

Hamaky ny tohiny...

Telma Coupe de Madagascar 2020 Nivoaka ny fandaharan-dalao savaranonando

18/02/2020

Navokan’ny FMF ny fandaharan-dalao savaranonando ny fifaninanana baolina kitra

Telma Coupe de Madagascar 2020 Nivoaka ny fandaharan-dalao savaranonando

Hamaky ny tohiny...

Rugby sokajy Federaly 2 Tompondaka ny Uasc Besetroka

18/02/2020

Tsy nisakana ny fanarahana ny lalao famaranana rugby sokajy federaly 2 notontosaina teny amin’ny kianja Makis

Rugby sokajy Federaly 2 Tompondaka ny Uasc Besetroka

Hamaky ny tohiny...

Volleyball - Championnat des Clubs de la Cavb Zône 7 Miditra amin’ny andro faha-4 ny fifanintsanana anio

18/02/2020

Efa miditra amin’ny andro faha-4 amin’ny fifanintsanam-bondrona sahady anio talata 18 febroary ny fifaninanana Volleball “Championnat des Clubs de la Cavb Zône 7”

Volleyball - Championnat des Clubs de la Cavb Zône 7 Miditra amin’ny andro faha-4 ny fifanintsanana anio

Hamaky ny tohiny...

Tenisy U18 Tompondakan’i Afrika i Madagasikara

17/02/2020

Voahosotra ho tompondakan’i Afrika ho an’ny isan-tarika i Madagasikara tamin’ny alalan’i Toky Ranaivo sy Sampras Rakotondrainibe.

Tenisy U18 Tompondakan’i Afrika i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...


Sport

Lalao Asief nasionaly any Antsiranana Nesorina ireo mpikarama an’ady sy manana licence

18/10/2019

Mpikarama an’ady “mercenaires” niisa 32 no tratra nandray anjara amin’ny lalao Asief nasionaly tontosaina any Antsiranana ankehitriny,

 

 

 

hoy ny filoha nasionalin’ity rafitra ity Botosera Jean Aimé “Jhon Love” tafaresaka nivantana tamin’ny Tia Tanindrazana an-telefaonina omaly. Saika nahita azy ireo avokoa ny taranja hifaninanana aty Antsiranana, hoy izy, ka avy hatrany dia nandraisana fepetra nesorina tsy mahazo milalao intsony izy ireo. Nahita mpilalao manana “Licence” marobe ihany koa teo amin’ny taranja rugby afa-tsy ekipa 2 ihany koa dia voatery natsahatra tsy hifaninanana intsony ihany koa ity taranja ity . Izany no natao, hoy ity filohan’ny Asief ity, dia mba entina hilazana fa hatomboka aty amin’ny sehatry ny fanatanjahantena ny fanadiovana ny mpiasa mpanjakana eto Madagasikara.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana