Dans la mme rubrique

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

19/02/2020

Ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka isika amin’izao. Fotoana mahabe ny valan’aretina isan-karazany ary anisan’izany ny « Pesta ».

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

Hamaky ny tohiny...

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

19/02/2020

Milamindamin-dratsy ny ao Ambilobe taorian’ny savorovoro noho fikasana fitsaram-bahoaka noho ny fahatrarana an’i “Body Mena”.

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

Hamaky ny tohiny...

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

19/02/2020

Taorian’ny dian’ny praiminisitra nampahery ireo traboina sy nijery ny fahavoazana,

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

19/02/2020

Rangahy iray no vaosambotry ny polisy ao Arivonimamo ny alatsinainy teo noho ny resaka fihetsika mamoafady (attentat à la pudeur)

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

19/02/2020

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny toerany ny faran’ny herinandro teo ireo ben’ny tanàna miisa 18 lany tao amin’ny distrikan’i Brickaville.

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

Hamaky ny tohiny...

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

18/02/2020

Zandary iray kilasy faharoa miasa ao Mandrosonoro no nitifitra nahafaty ny raibeny, avy eo namono tena tamin'ny basim-panjakàna,

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

Hamaky ny tohiny...

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

18/02/2020

Avotra soa aman-tsara ireo olona miisa 11 tao anatin’ilay vedety rendrika tany amin’ny lakandranon’i Pangalane tany Mahanoro ny marainan’ny alahady 16 febroary lasa teo.

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra môtô

18/10/2019

Tsy an-kijanona intsony lozam-pifamoivoizana izay mahafaty ny mpandeha moto. Omaly dia nisy iray hafa indray namoy aina tetsy Talatamaty.

Tapaka ny lohany sy ny foto-peny, raha ny fahitana azy vonjimaika. Isan’andro dia misy haterina hatrany ao amin’ny tranom-patin’ny HJRA vokatry ny fandehanana moto. Hatreto dia tsy mbola misy fepetra firy noraisina mihitsy ankoatry na fanovàna lalàna momba ireny fa toa havela ho faty fotsiny ny mpampiasa moto. Endrika iray izay midika izany fa mbola ho ela vao voafehin’ny mpitondra ny lafiny fifamoivoizana sy fiarovana ny ain’ny mpampiasa làlana. Ny tsirairay ihany koa anefa dia tompon’andraikitra amin’ny tenany.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana