Dans la mme rubrique

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

18/11/2019

Kihon-dalana farany ho an’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana ben’ny tanàna ity herinandro ity. Amin’ny heriny anio dia ny alatsinainy 25 novambra no hikatona tanteraka izany.

Fifidianana eto Iarivo Miketrika mafy ny karana …

Hamaky ny tohiny...

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

18/11/2019

Nitondra ny heviny mahakasika ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Constant Raveloson.

Constant Raveloson « Mbola manjaka ny kiantranoantrano eto e ! »

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

18/11/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny sabotsy teo ny antoko politika Otrikafo manoloana ny fisian’ny fihaonana eo amin’ireo

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Tsy mora fa tsy maintsy atao

Hamaky ny tohiny...

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

18/11/2019

Anio ny fihaonana voalohany eo amin'ny an-daniny Malagasy sy ny an-kilany Frantsay handinihana ny famerenana ny Nosy Malagasy ao amin'ny ranomasimbe indiana.

Imbiki Herilaza « Ho avy ny fihantsiana sy ady an-kolaka”

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

18/11/2019

Nanentana ny fitondram-panjakana fa tokony hanangana ny sainam-pirenena fotsy, mena, maitso ny Malagasy rehetra anio alatsinainy 18

Fitakiana ny “Iles Eparses” Ho fandresena tahaka ny an’ny Barea ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

15/11/2019

Raha tsy maintsy hanao tanàna vaovao ihany, andao apetraka ny fotodrafitrasa mifanandrify amin` izany.

Fananganana tanàna vaovao Azo atao tsara any amin’ny RN1

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

15/11/2019

Napetraka omaly ny vatofototry Akademiam-pirenena ho an’ny Kolontsaina sy ny zava-kanto Malagasy na ny ANAC (Academie Nationale des Arts et de la Culture)

Tetikasa Tanà-masoandro Manomboka milavo lefona Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Asan-dRagôva eto Analamanga Tsy mangarahara sahady

10/10/2019

Nidina ifotony nanao fanadiovana teny Besarety Ragôvan’Analamanga na ny Governora Hery Rasoamaromaka ny talata 8 oktobra lasa teo.

 

 

Narantiranty ny fitaovana goavana nentina nanatontosana ny asa, toy ny fisokirana ny lakandrano. Nisy antso tolo-bidy na “appel d’offre” ve ny asa ? Nofaina sa nisy nanome maimaimpoana ny “engins” nampiasaina ? Resahin’ny filoha hatrany ny resaka mangarahara amin’ny fitantanana ny firenena, saingy hafahafa sahady indray ity toe-javatra ity. Raha hofaina ny fitaovana dia ohatrinona ary volan’iza no hanefana azy ? An’ny fiadidian’ny Repoblika sa avy amin’ilay 1 miliara Ariary tantanan-dRagôva ? Raha maimaimpoana dia inona no tambiny ? Maninona no tsy tafiditra ao anatin’io ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ? Sa resaka politika no nitondrana azy ? Tahaka ny resaka fako ihany hoe mipoitra tampoka avy any ny kamio lehibe handraofana ny fako rehefa akaiky ny fifidianana. Tsara ny manadio, fa izao fisehony izao dia mampibaribary indray ny fanaovana tsinontsinona ny vondrombahoakam-paritra hitsinjaram-pahefana. Toa mbola te hampanjaka ny kolontsain'ny kinamanamana.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana