Dans la mme rubrique

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

15/10/2019

Resin’ny tanam-polo ny dahalo 30 nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika.

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

15/10/2019

Efa naverina amin'ny tompony ao Satra Tanandava ny omby miisa 56 raha maty voatifitra ny 3.

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

Hamaky ny tohiny...

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

11/10/2019

Rehefa nohadihadian’ny polisy ireo lehilahy roa, 20 sy 25 taona voasambotra teny Ambatomaro sy Makoline/Ambohimahitsy ny

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

11/10/2019

Misy faritra mena fanendahan’ireo jiolahy mpanindrona antsy any Mahajanga, tahaka ny any Tsararano.

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

Hamaky ny tohiny...

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

11/10/2019

Teratany kaomorianina roa nikasa hiondrana an-tsokosoko ho any Italia sy tsy manana taratasy ho eto Madagasikara no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny sisin-tany PAF Nosy Be, ny 8 oktobra teo tamin’ny 6ora sy 30mn maraina.

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

10/10/2019

Mbola mitohy ny fikarohan’ny mpitandro filaminana ny nahavanon-doza.

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Anosizato Andrefana Mirongatra ny tsy fandriampahalemana, ifampitadiavana ny rano

08/10/2019

Maro ireo olana sedrain’ny mponina ao anatin’ny kaominina Anosizato Andrefana, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

 

 

 

Raha araka ny fanazavan-dRamalanjaona Mamy,  kandida ben’ny tanàna natolotry ny TIM ao an-toerana dia miaina anaty tsy fandriampahalemana tanteraka ny mponina. Voakasik’izany ny ao Ankazotoho, Anosimahavelona… Na dia lalovan’ny reniranon’Ikopa sy Sisaony ihany koa aza izy ireo dia mbola mijaly fatratra amin’ny rano fisotro madio ny isan-tokantrano ankoatra ny loto izay miparitaka nefa vavahady idirana an’Antananarivo ity kaominina iray ity. Vonona ny hanova izany rehetra izany Atoa Mamy Ramalanjaona, kandida Ben’ny tanàna hatolotry ny antoko Tiako I Madagasikara tao amin’ity kaominina Anosizato andrefana ity. Anisan’ny mampiavaka azy ny fisian’ireo mpanolotsaina efatra miaraka aminy ary laharana fahefatra izy izay manome 4 x4. Ny filoha Ravalomanana no mpanohana azy, ary efa nitsangana ny komity manohana an’i Mamy Ramalanjaona na KMMR.

Pati

Legende : Ireo ekipan’ny TIM eo anivon’ny kaominina Anosizato Andrefana vonona hifaninana amin’ny fifidianana ho avy izao

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana