Dans la mme rubrique

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

15/10/2019

Resin’ny tanam-polo ny dahalo 30 nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika.

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

15/10/2019

Efa naverina amin'ny tompony ao Satra Tanandava ny omby miisa 56 raha maty voatifitra ny 3.

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

Hamaky ny tohiny...

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

11/10/2019

Rehefa nohadihadian’ny polisy ireo lehilahy roa, 20 sy 25 taona voasambotra teny Ambatomaro sy Makoline/Ambohimahitsy ny

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

11/10/2019

Misy faritra mena fanendahan’ireo jiolahy mpanindrona antsy any Mahajanga, tahaka ny any Tsararano.

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

Hamaky ny tohiny...

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

11/10/2019

Teratany kaomorianina roa nikasa hiondrana an-tsokosoko ho any Italia sy tsy manana taratasy ho eto Madagasikara no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny sisin-tany PAF Nosy Be, ny 8 oktobra teo tamin’ny 6ora sy 30mn maraina.

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

10/10/2019

Mbola mitohy ny fikarohan’ny mpitandro filaminana ny nahavanon-doza.

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Antananarivo renivohitra 100 isan’ora ny fandikan-dalana amin’ny fifamoivoizana

08/10/2019

Saika mahatratra 2 isaky ny minitra ny tsy fanajana ny fitsipiky ny fifamoivoizana eto Antananrivo Renivohitra.

 

 

 Araky ny antontan’isa dia manodidina ny 100 isan’ora ny fandikana ny lalànan’ny fifamoivoizana voatsirika nandritra ny hetsika «aro loza».  Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisim-pirenena amin’ny fanentanana ny olom-pirenena eo amin’ny fanajàna ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana ny hetsika « aro loza » izay tanterahina eto Antananarivo Renivohitra ankehitriny.. Noho izany dia tonga nanome tanana ny polisy ihany koa ny Fiarahamonim-pirenena izay nosoloin’ny «Mouvement Rohy» tena noho izy ireo mahatsiaro tena ho manana andraikitra amin’ny fanabeazana sy ny fanentanana ny olom-pirenena. Nidina ifotony arak’izany ireto vondrona ireto, omaly ary toerana 2 no notetezina sy nanaovana ny fanentanana ka ny teo anivon’ny Boriborintany voalohany sy faharoa izany. Mbola hitohy ny fiaraha-miasa, ary toerana hafa eto an-drenivohitra indray no hotetezina mandra-pahatapitry ny hetsika «aro loza».

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana