Dans la męme rubrique

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

18/10/2019

Tsy an-kijanona intsony lozam-pifamoivoizana izay mahafaty ny mpandeha moto. Omaly dia nisy iray hafa indray namoy aina tetsy Talatamaty.

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

Hamaky ny tohiny...

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

18/10/2019

Karohina ilay manamboninahitra izay “commandant de compagnie” teo aloha tao Ampanihy-Andrefana voalaza ho nanaotao foana ny talata teo.

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

Hamaky ny tohiny...

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

18/10/2019

Vao nahita ireo mpitandro filaminana ireo mpifoka rongony eny Ambatomaro dia nirifatra nitsoaka.

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

Hamaky ny tohiny...

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

18/10/2019

Efa maro no lasibatra ka fantatry ny ankamaroan’ny mponin’ny Toamasina ny endrik’ireo jiolahy sy ny fihetsiny ary ny bajaj fitondrany. T

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

17/10/2019

Vola sandoka mitentina 20 tapitrisa ariary no sarona tao Vavatenina ny talata 15 oktobra 2019.

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

Hamaky ny tohiny...

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

16/10/2019

Olona folo no voarohirohy tamin’ny kidnapping zazavavy kely 1 taona sy tapany teo Ambohimangakely ny faran’ny herinandro teo. Mbola mitohy hatrany ny famotorana raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena.

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

16/10/2019

Olona efatra mpiray tsikombakomba miaraka amin’ny mpamilin’ilay fiara feno entana tsy nazava no voarohirohy ary eo am-panohizana ny fanadihadiana ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Ambatolampy.

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Sinto-mahery 67 Ha Manao fitafiana madio ireo mpangarona finday

07/10/2019

Tovolahy iray, 20 taona manao fitafiana madio no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny CSP7 67ha ny 3 oktobra teo

 

 

tamin’ny 7 ora hariva teny amin’ny fiantsonan’ny taksibe Vatobe 67ha tamina resaka harom-paosy. Mpirahalahy niandry taksibe handeha hamonjy fodiana eny Ivato no lasibatra tamin’izany. Nandritra ny fisisihana hiditra tao anaty fiara no nanaraotan’ilay mpanao ratsy naka ny findain’ilay tovolahy tao am-paosiny. Noho ny fisisihana be loatra, tsy niara tafiditra izy ireo fa ny zandriny no lasa aloha, akory anefa ny hatairan’ilay zokiny raha nahita ny lehilahy iray nitondra ny findain’ ny zandriny ary nanisika izany tany am-paosiny. Narahin’ilay zokiny lahy ity tovolahy nitondra ilay finday vao avy nangalarina ka rehefa nahita polisy izy dia niantso vonjy. Nenjehina avy hatrany ity tovolahy ity ka rehefa nosavaina ny paosiny dia hita tao ilay finday avo lenta “galaxy samsung S4 mini”. Rehefa natao ny famotorana dia niaiky ny asa ratsy nataony ity farany. Mirongatra ny asa ratsy amin’iny faritra 67ha sy Andravoahangy iny ankehitriny. Miandry hetsika na “operation” matanjaka izany, mila hamafisina ireo mpitandro filaminana amin’ireo faritra ireo.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana