Dans la mme rubrique

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

15/10/2019

Resin’ny tanam-polo ny dahalo 30 nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika.

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

15/10/2019

Efa naverina amin'ny tompony ao Satra Tanandava ny omby miisa 56 raha maty voatifitra ny 3.

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

Hamaky ny tohiny...

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

11/10/2019

Rehefa nohadihadian’ny polisy ireo lehilahy roa, 20 sy 25 taona voasambotra teny Ambatomaro sy Makoline/Ambohimahitsy ny

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

11/10/2019

Misy faritra mena fanendahan’ireo jiolahy mpanindrona antsy any Mahajanga, tahaka ny any Tsararano.

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

Hamaky ny tohiny...

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

11/10/2019

Teratany kaomorianina roa nikasa hiondrana an-tsokosoko ho any Italia sy tsy manana taratasy ho eto Madagasikara no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny sisin-tany PAF Nosy Be, ny 8 oktobra teo tamin’ny 6ora sy 30mn maraina.

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

10/10/2019

Mbola mitohy ny fikarohan’ny mpitandro filaminana ny nahavanon-doza.

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Paikadin’ny mpamaky trano Mody mangataka ireo vehivavy mpitsikilo entana sarobidy

07/10/2019

Matihanina amin’ny famakiana trano ireo olon-dratsy any Manja.

 

 

 

Misy vehivavy mpiara-miasa amin’ireo jiolahy izay aditoha mikotrika ny fanafihana ka mody milaza io ramatoa io fa mahantra ka

mangataka vary. Tamin’ny fotoana itsofohan’io vehivavy io ny trano no angalany ny loharanom-baovao rehetra mahakasika ny ao an-trano sy ny entana tahaka ny vary sy ny entana sarobidy, avy eo dia miteny amin’ireo jiolahy namany izy ny entana azo robaina ao. Nisy namaky ny tranon’ny vehivavy iray tao Ambalanomby, Manja ka very tamin’izany ny vary mitentina 700Kg. Noho ny loharanom-baovao matotra azo tamin’ny fokonolona dia voasambotry ny polisy ny iray tamin’izy ireo. Taorian’ny fanadihadiana izay natao ity jiolahy voasambotra ity no nilazany ireo namany sy ny tetik’ady nentin’izy ireo nanatanteraka ny asa ratsiny. Niaiky izy ireo fa namaky io trano io. Mandray ny andraikiny avy hatrany ny polisim-pirenena any amin’ny distrikan’i Manja manoloana ny vaky trano nisesy izay mampitaraina ny mponina. Izay no naharavan’izy ireo ny tambajotran-jiolahy niaraka tamin’ny vehivavy atidoha mikotrika ny teti-dratsy.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana