Dans la mme rubrique

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

15/10/2019

Resin’ny tanam-polo ny dahalo 30 nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika.

TALATA-VOHIMENA MANANDRIANA Dahalo 1 lavo, kalaky 1 azon’ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

15/10/2019

Efa naverina amin'ny tompony ao Satra Tanandava ny omby miisa 56 raha maty voatifitra ny 3.

TANANDAVA BEKILY Mpiandry vala lavo, omby 56 tafaverina

Hamaky ny tohiny...

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

11/10/2019

Tratra teny amin’ireo roalahy mpamaky trano ny fitaovana entina mampihorohoro izay hotafihany, dia ny basy kilalao sy antsy lava iray.

Mpamaky trano tetsy Mandroseza Noraisim-potsiny niaraka tamin’ny basy kilalao

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

11/10/2019

Rehefa nohadihadian’ny polisy ireo lehilahy roa, 20 sy 25 taona voasambotra teny Ambatomaro sy Makoline/Ambohimahitsy ny

AMBOHIMAHITSY SY AMBATOMARO Mpanendaka efa gadralava sarona

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

11/10/2019

Misy faritra mena fanendahan’ireo jiolahy mpanindrona antsy any Mahajanga, tahaka ny any Tsararano.

Fanendahana ao Mahajanga Tratra ireo nahafaty mpialasasatra

Hamaky ny tohiny...

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

11/10/2019

Teratany kaomorianina roa nikasa hiondrana an-tsokosoko ho any Italia sy tsy manana taratasy ho eto Madagasikara no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny sisin-tany PAF Nosy Be, ny 8 oktobra teo tamin’ny 6ora sy 30mn maraina.

Hiondrana any Italia an-tsokosoko Kaomorianina 2 sarona tany Nosy Be

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

10/10/2019

Mbola mitohy ny fikarohan’ny mpitandro filaminana ny nahavanon-doza.

AMBOHIMANDROSO RN7 Zazarano vavikely enim-bolana hitan'ny fokonolona

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Loza mahatsiravina tany Fianarantsoa Voasoroky ny fitsaram-bahoaka tamin’ilay mpamily

07/10/2019

“Nifampiresaka ny tompona fiara sy ny zandary ka nalain’ny ekipan’ny zandary izay notarihin’ny komandan’ny kaompanian’i Matsiatra Ambony.

 

 

 

 Tamin’iny alin’ny zoma iny ihany izy no efa teo am-pelatananay ary narovanay ka natolotray ny polisy ny sabotsy maraina teo sahabo ho tamin’ny 7ora sy sasany maraina”. Io no fampitam-baovao nandritra ny tafa manokana nifanaovana tamin’ny

mpitandro filaminana ao amin’ny zandarimariam-pirenena Fianarantsoa. Nahatratra telo no maty tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nahatsiravina teo amin’ny fidinan’i Talatamaty Fianarantsoa. Ny roa maty avy hatrany izay potiky ny fiara tanteraka fa ny iray izay naratra be kosa tany amin’ny hopitaly. 13 ireo mbola tsaboina. Raha tsiahivina, vokatry ny fandaozan’ny hisatra ny zoma hariva tamin’ny 6 ora mahery kely teo no nahatonga ny loza. Fiara

maro sy mpandeha an-togotra no lasibatra. Môtô scooter iray no nanohana farany ilay fiara izay nitsotsotsotso nidina. Araka ny filazan’ireo nanatri-maso dia nanjavona ny mpamilin’ilay fiara vaventy izay navesatry ny entana nefa tsy nisy tako kodiarana ka nahatonga ny loza. Noho ny tahotra ny fitsaram-bahoaka noho izao loza tsy nampoizina izao no anton’ny filefany.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana