Dans la mme rubrique

Antoko PSD “Masina amintsika ny fototry ny Repoblika”

15/10/2019

« Feno 61 taona ny nahazoantsika malagasy ny Repoblika, izay tsiahivina fa azontsika tamin'ny 14 oktobra 1958.

Antoko PSD “Masina amintsika ny fototry ny Repoblika”

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ambohimanambola Vonona sy tsara tsodrano ny kandidan’ny TIM

15/10/2019

Notanterahina ny sabotsy 12 oktobra lasa teo tao Ambohipeno ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo kandidan’ny antoko TIM ho an’ny kaominina Ambohimanambola.

Kaominina Ambohimanambola Vonona sy tsara tsodrano ny kandidan’ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Manomana propagandy

15/10/2019

Tamin’ny fampielezan-kevitra dia nilaza fa hatao ny làlam-pirenena faha-44. Ianareo no tsy mahavita fa I Andry Rajoelina sy ny vahoakan’Ambatondrazaka tsy maintsy mahavita. Saropady loatra ny velirano ka tsy maintsy tanterahina, hoy ny Filoha Rajoelina tany Ambatondrazaka omaly.

Andry Rajoelina Manomana propagandy

Hamaky ny tohiny...

Politika sy fifidianana Mivonona amin'ny zava-drehetra ny TIM

15/10/2019

Na eto an-toerana na any ivelany dia efa vonona ny mpiara-miasa sy ny mpanohana ny kandida atolotry ny antoko Tiako i Madagasikara eto Antananarivo Renivohitra Rina Randriamasinoro,

Fanaraha-maso ny fifidianana Hiasa am-pitiavana ny KMF/CNOE

15/10/2019

Efa miparitaka manerana ny distrika ny fiarahamonim-pirenena KMF /CNOE.

Fanaraha-maso ny fifidianana Hiasa am-pitiavana ny KMF/CNOE

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Todisoa Andriamampandry “Aoka tsy hifandrangitra intsony !”

07/10/2019

Malagasy isika ka tokony hampiseho fihavanana sy fahendrena. Aoka tsy hifandrangitra intsony isika na ny an-daniny na ny an-kilany,

hoy ny depiote voafidy tao amin’ny boriborintany faha-6, Todisoa Andriamampandry, raha naneho ny heviny manoloana ireo fifanaratsiana efa miha mahazo laka indray amin’izao fotoana mialoha ny fampielezan-kevitra izao. Tsy mitondra soa ho antsika, hoy izy, ny fizarazarana sy fifandrafiana ary efa ampy izay. Alao ny vinan’asa sy tetikasa no haroso ny hiadian-kevitra ary mba izay hevitra izay no hiady fa tsy ny olona.

J. Mirija

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana