Dans la mme rubrique

Vaky ny adin’ny MAPAR Tsy ho zakanareo ny alahelonay, hoy i Rossy

18/10/2019

Nanaitra ny maro ny hafatra navoakan’ny depiote Rahasimanana Paul Bert na Rossy tao amin’ny tambajotran-tserasera omaly,

Vaky ny adin’ny MAPAR Tsy ho zakanareo ny alahelonay, hoy i Rossy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana any Betafo Kandidam-panjakana no tsy maintsy holaniana?

18/10/2019

Manoloana ny fanambarana ny hoe : “Ity no KANDIDAM-PANJAKANA, TSY MAINTSY io no LANIANA !

Fifidianana any Betafo Kandidam-panjakana no tsy maintsy holaniana?

Hamaky ny tohiny...

SEFOM-POKONTANY AO IVATO Fito no indray nalana tamin’ny toerany omaly

18/10/2019

Herinandro vitsivitsy sisa no isaina dia hiditra tanteraka anatin’ny fifidianana Ben’ny tanàna isika.

SEFOM-POKONTANY AO IVATO Fito no indray nalana tamin’ny toerany omaly

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka Malagasy Hobadoin’ny mpitondra…

18/10/2019

Tafiakatra 60 000 ariary na 80 000 ariary ny saram-pisoratana anarana eo anivon’ny EPP, CEG… amin’izao.

Vahoaka Malagasy Hobadoin’ny mpitondra…

Hamaky ny tohiny...

Fanendrena governora Toa tanteraka moana ny HCC…

18/10/2019

Naninona no maika be ny fanendrena ireo governora andiany voalohany ireny nefa ny andiany faharoa toa nihisatra ?

Fanendrena governora Toa tanteraka moana ny HCC…

Hamaky ny tohiny...

Politika sy afera Ambohitrimanjaka Nampitandrina Ravalomanana

17/10/2019

Tsy misy izany governora izany ao anaty lalàmpanorenena. Ao anatin’ny firenena federaly io fa tsy misy eto amintsika.

Politika sy afera Ambohitrimanjaka Nampitandrina Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

17/10/2019

Ny komity ifotony ho an’ ny fampandrosoana(CLD), hatramin’izay, dia ny eo anivon’ny distrika sy ny depiote no nitantana azy.

Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Marson Evariste filoha nasionalin’ny Rpsd Kivy dia nanipy baolina any amin’ny Sekretera jeneraliny

01/10/2019

Betsaka ireo Antoko politika nanohana ny filoha Andry Rajelina tamin’ny fifidianana, anisan’izany ny Mmm, Freedom, Vert, Hiaraka isika, Avi, Rpsd, Akfm, FafI V, Fanarenana, Avana, Liaraike…

 

 

Tsy hita popoka ao anaty fitondrana anefa ny AVI tarihan-dRatsirahonana Norbert Lala sy ny RPSD tarihan’i Marson Evariste izay anisan’ireo namono tena mihitsy nampandany an’i Andry Rajoelina. Ity farany dia nanao ny aina tsy ho zavatra tany amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany nisy azy (1er tour sy 2ème tour) ka nahazo salan’isa ambony ny kandida n°13 tany Manakara sy Vohipeno. Kivy ny lehilahy ka farany dia nanipy baolina amin’ny fitantanana ny Antoko RPSD mihitsy amin’ny Sekretera jeneraly, Andriantsizehena Benja Urbain, ho filoha nasionaly.

Ny AVI indray dia tsy nisy nahazo toerana na iray aza. Niady mafy ho Minisitra ny fikoha lefitry ny antoko, Atoa Rabenirina  Jean Jacques, kanefa dia tsy nahazo fa nalefa amboletra ho filoha lefitry ny Antenimierampirenena Faritany Toliara, Tsy tiany io toerana nomena azy io fa avy amin’ny atao hoe akory atao.

Betsaka koa ireo antoko politika madinika no voailika amin’izao fotoana izao samy mimenomenona aty ivelany fotsiny amin’ny fanavakavahana mihatra.

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana