Dans la męme rubrique

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

18/10/2019

Tsy an-kijanona intsony lozam-pifamoivoizana izay mahafaty ny mpandeha moto. Omaly dia nisy iray hafa indray namoy aina tetsy Talatamaty.

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

Hamaky ny tohiny...

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

18/10/2019

Karohina ilay manamboninahitra izay “commandant de compagnie” teo aloha tao Ampanihy-Andrefana voalaza ho nanaotao foana ny talata teo.

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

Hamaky ny tohiny...

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

18/10/2019

Vao nahita ireo mpitandro filaminana ireo mpifoka rongony eny Ambatomaro dia nirifatra nitsoaka.

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

Hamaky ny tohiny...

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

18/10/2019

Efa maro no lasibatra ka fantatry ny ankamaroan’ny mponin’ny Toamasina ny endrik’ireo jiolahy sy ny fihetsiny ary ny bajaj fitondrany. T

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

17/10/2019

Vola sandoka mitentina 20 tapitrisa ariary no sarona tao Vavatenina ny talata 15 oktobra 2019.

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

Hamaky ny tohiny...

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

16/10/2019

Olona folo no voarohirohy tamin’ny kidnapping zazavavy kely 1 taona sy tapany teo Ambohimangakely ny faran’ny herinandro teo. Mbola mitohy hatrany ny famotorana raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena.

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

16/10/2019

Olona efatra mpiray tsikombakomba miaraka amin’ny mpamilin’ilay fiara feno entana tsy nazava no voarohirohy ary eo am-panohizana ny fanadihadiana ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Ambatolampy.

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Tambajotrana halatra moto Saron’ny polisy tany Toamasina ny atidoha

25/09/2019

Nahazo vahana ny halatra moto tao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana tato ho ato. Olona miisa efatra no voasambotry ny polisy miasa ao Toamasina ny 21 septambra teo.

 

Ny sabotsy 14 septambra teo dia nisy ny fitarainana voarain’ny polisy tao Andranomadio, mahakasika ny vaky trano izay niseho. Nanao ny fanadihadiana izy ireo ka hita nivezivezy tao an-tanànan’i Toamasina ny moto iray nangalarina tao amin’io trano io. Narahin’ny polisy izy io ka hitany ny toerana nisy azy. Moto miisa enina no hita tao ary lehilahy miisa roa no voasambotra tao avy hatrany. Ireo roa ireo no mpanao vaky trano, ny iray hafa kosa mpiray tsikombakomba ary mbola misy iray mpividy ireo moto halatra. Manezaka araka izay tratrany ireo mpitandro filaminana fa efa mampikolay ireo mponina ny hamaroan’ireo olon-dratsy ao Toamasina izay anisan’ireo faritra mena amin’ny halatra sy ny fanafihana mitam-piadiana tahaka ny eto an-drenivohitra sy ny fôrôsin’Antsiranana ary ny asan-dahalo amin’ny faritra Atsimo sy Andrefan’ny Nosy.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana