Dans la męme rubrique

Masoivohontsika any ivelany Tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa…

18/10/2019

Tsy voaloa ny karaman’ireo mpiasam-panjakana miasa amin’ny masoivoho Malagasy maromaro any ivelany.

Masoivohontsika any ivelany Tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa…

Hamaky ny tohiny...

Ambohitrimanjaka Nandriaka ny ra, raikitra ny fifamonoana

18/10/2019

Sakoroka sy ra mandriaka no nanamarika an’Ambohitrimanjaka omaly takariva.

Ambohitrimanjaka Nandriaka ny ra, raikitra ny fifamonoana

Hamaky ny tohiny...

Fandraharahana amin’ny teknolojia Hanampy ireo tanora ny hetsika « Devfest »

18/10/2019

Hotanterahina eny amin’ny zone Futura Andranomena ny 26 sy ny 27 oktobra ho avy izao ao amin’ny Nexta ilay hetsika

Fandraharahana amin’ny teknolojia Hanampy ireo tanora ny hetsika « Devfest »

Hamaky ny tohiny...

Fampiroboroboana ny fotodrafitrasa Hapetraka tsy ho ela ny politikam-pirenena

18/10/2019

Ny Alarobia 16 sy Alakamisy 17 Oktobra 2019 no natao tao amin’ny Holidays Amborovy Mahajanga ny atrik’asa iraisam-paritra fakan-kevitra,

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN5 Ny vadin’ny Depiote Robert no tena voa mafy

18/10/2019

Tsy misy ahiana ny ain’ny Depiote Robert na nisy folaka aza ny tanany sy ny tratrany ary voadona ny lohany fa ny vadiny no voa mafy noho ny ratra sy dona mafy nahazo ny lohany ka nitarika ny tsy fahatsiarovan-tsaina.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN5 Ny vadin’ny Depiote Robert no tena voa mafy

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta

16/10/2019

Voarohirohy amina kolikoly avo lenta an-jatony miliara ariary Rtoa Razafindrabakoarisoa Marie Jocelyne LĂ©onard na Peta.

Kolikoly an-jatony miliara Efa tafatsoaka any Frantsa i Peta

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Asam-panjakana ambony Mbola mihafihafy aloha ny tanora

24/09/2019

Noventesin’ ny Filoha Rajoelina ary nivoiziny mafy hatrany fa ny tanora no apetraka hitondra sy hitantana ny firenena.

 Mifanohitra amin’ izany aloha ny fanapahan-kevitra amin’ izao. Olona azo atao hoe « masaka » mba tsy hilazana hoe zokinjokiny, no napetrany ho kandidà ben’ ny tanàna, izay mifanohitra amin’ny zavatra no heveriny hatramin’ izay. Miroso amin’ ny fanendrena ireo ambasadaoro isika ary nantenaina ho tanora avokoa ireo ankamaroany ireo masoivoho. Tsikaritra aloha fa fanendrena  ara-politika no miseho ankehitriny. Tsy tokony atao resa-be fotsiny ny fanomezana sehatra ho an’ ny tanora na atao  fampandriana adrisa fotsiny fa kosa aseho amina asa mivaingana. Mety mandraitra indray mandeha na indroa ny fampiresahana miendrika fampiesonana fa kosa tsy handaitra mandrakizay. Manana fianarana manokana momba ny diplaomasia isika eto Madagasikara eny amin’ny  ENAM Androhibe, mbola eo ihany koa ny CEDS (Centre d’Etudes diplomatiques et strategiques)  mampianatra sy manofana ireo Malagasy tokony hotendrena amina toerana any ivelany, najaina ve izay ? Sa safidy politika sy noho ny maha  kinamanamana fotsiny no nanendrena ireo masoivoho ireo.Ekena fa mety manana traikefa ny zoky, saingy maro ny tanora efa mahavita azy, nahoana no tsy omena sehatra ..kanefa tanora mahalala tsara an’izany ny filoham-pirenena.Sa ve efa vaogejan’ireo dinaozaro politika ?

Marigny A.

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana